Tena Marina ve Izay Lazain’ny Baiboly?
Milaza ny Baiboly fa “tenin’Andriamanitra” izy io, ary “tsy mahay mandainga” Andriamanitra. (1 Tesalonianina 2:13; Titosy 1:2) Tena marina ve izany? Sa angano sy tantara tsy tena nisy fotsiny no ao amin’ny Baiboly?