Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?

Ho fantatrao ato amin’ity boky ity izay lazain’ny Baiboly momba ny fijaliana, ny maty, izay hahasambatra ny fianakaviana, ary fanontaniana maro hafa.

Izao ve no Tian’Andriamanitra Hiainantsika?

Mieritreritra ianao hoe nahoana àry no mikorontana be ny fiainana amin’izao. Milaza ny Baiboly fa tsy ho ela Andriamanitra dia hanafoana ny fijaliana sy ny aretina ary ny fahafatesana.

TOKO 1

Iza Marina Andriamanitra?

Tsy miraharaha anao ve Andriamanitra? Ianaro ato hoe inona ny toetrany ary ahoana no atao mba ho lasa namany.

TOKO 2

Boky avy Amin’Andriamanitra ny Baiboly

Inona ny torohevitry ny Baiboly hanampy anao hiatrika olana? Nahoana ny faminaniana ao no azo antoka fa ho tanteraka?

TOKO 3

Inona no Tian’Andriamanitra Hatao ho An’ny Olombelona?

Hoatran’ny ahoana ny fiainana rehefa paradisa ny tany?

TOKO 4

Iza i Jesosy Kristy?

Nahoana no i Jesosy ilay Mesia? Avy aiza izy? Nahoana izy no antsoina hoe Zanak’i Jehovah lahitokana?

TOKO 5

Fanomezana avy Amin’Andriamanitra ny Vidim-panavotana

Inona no atao hoe vidim-panavotana? Inona avy ny soa azonao amin’izy io?

TOKO 6

Mankaiza ny Olona Rehefa Maty?

Jereo ato izay lazain’ny Baiboly momba ny maty sy ny hoe nahoana no maty ny olona.

TOKO 7

Tena Hatsangana ny Maty!

Efa nisy havanao maty ve? Mbola hahita azy ireny ve ianao? Jereo ato izay lazain’ny Baiboly momba ny fitsanganan’ny maty.

TOKO 8

Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?

Maro be ny olona mahay an’ilay Vavaka Nampianarin’ny Tompo. Inona no dikan’ilay hoe: “Ho tonga anie ny fanjakanao!”?

TOKO 9

Efa Tena Akaiky ny Farany

Jereo ato fa ny toetran’ny olona amin’izao no amantarana hoe efa tena akaiky ny fara andro, araka ny lazain’ny Baiboly.

TOKO 10

Ny Anjely Tsara sy ny Anjely Ratsy

Resahin’ny Baiboly ny momba ny anjely tsara sy ny demonia. Tena misy ve izy ireo? Afaka manampy antsika ve izy ireo na mampijaly antsika?

TOKO 11

Nahoana Isika no Mijaly?

Be dia be no manome tsiny an’Andriamanitra isaky ny misy zavatra ratsy mitranga. Ary ahoana ny hevitrao? Jereo ato ny antony mahatonga ny olona hijaly.

TOKO 12

Afaka ny ho Naman’Andriamanitra Ianao

Azo atao ny mampifaly an’i Jehovah. Azo atao mihitsy aza ny minamana aminy.

TOKO 13

Hajao ny Aina

Ahoana ny fiheveran’Andriamanitra ny manala zaza sy ny mampiditra ra ary ny ain’ny biby?

TOKO 14

Afaka ny ho Sambatra ny Fianakavianao

Be fitiavana i Jesosy ka tokony hanahaka azy ny lehilahy sy vehivavy manambady ary ny ankizy. Inona no ianarantsika avy aminy?

TOKO 15

Iza no Tena Mpivavaka?

Jereo ato ny zavatra enina amantarana ny fivavahana marina.

TOKO 16

Manompoa An’Andriamanitra

Nahoana no mety ho sarotra ny miresaka ny zavatra inoanao amin’ny olona? Ahoana no ataonao mba tsy hampahatezitra azy ireo?

TOKO 17

Sambatra Isika fa Afaka Mivavaka

Mihaino vavaka ve Andriamanitra? Jereo ato aloha izay lazain’ny Baiboly momba ny vavaka.

TOKO 18

Tokony Hanokan-tena sy Hatao Batisa ve Aho?

Tsy maintsy manao inona aloha izay te hatao batisa? Jereo ato hoe inona no dikan’ny batisa, ary ahoana no tokony ho fanaovana azy.

TOKO 19

Ataovy Namanao Foana i Jehovah

Ahoana no hampisehoantsika hoe tia an’Andriamanitra isika sady te hisaotra azy noho izay nataony?

Fanamarihana

Dikan’ny teny ampiasaina ao amin’ny boky Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?