Hijery ny anatiny

Rahalahy Sergey Petrenko

27 APRILY 2023 | VAOVAO FARANY: 28 JONA 2024
ROSIA

VAOVAO FARANY: VOAHELOKA ILAY RAHALAHY | “Tsy Ory na Inona na Inona Izahay”

VAOVAO FARANY: VOAHELOKA ILAY RAHALAHY | “Tsy Ory na Inona na Inona Izahay”

Nomelohin’ny Fitsaram-paritr’i Maiminskiy, any amin’ny Repoblikan’i Altaï, ny Rahalahy Sergey Petrenko, tamin’ny tamin’ny 27 Jona 2024, ary nomeny sazy mihantona efa-taona. Tsy voatery higadra aloha izy amin’izao.

Ilay voampanga

Matoky hoatran’i Sergey koa isika fa hanohana antsika foana i Jehovah rehefa tsy mivadika sy miaritra isika.​—2 Samoela 22:19, 20.

Zava-nitranga

  1. Janoary 16, 2022

    Nosavana ny tranony

  2. 28 Jolay 2022

    Niakatra fitsarana

  3. 7 Desambra 2022

    Tsy nahazo niala ny faritra nisy azy

  4. 22 Desambra 2022

    Nampangaina ho mpanao heloka bevava