Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

“Mitondra Tena Mendrika ny Vaovao Tsara” ve Ianao?

“Mitondra Tena Mendrika ny Vaovao Tsara” ve Ianao?

FILIPIANINA 1:27

Maraina

  • 9:40 Mozika

  • 9:50 Hira 35 sy Vavaka

  • 10:00 Avelanao Hanova Anao ve ny Vaovao Tsara?

  • 10:15 Lahateny Mifampitohy: Nisy Vokany teo Amin’ny Fiainan’izy Ireo ny Vaovao Tsara

    • • Stefana

    • • Filipo

    • • Akoila sy Prisila

    • • Titosy

  • 11:05 Hira 76 sy Fampandrenesana

  • 11:15 Efa ‘Mahafoy Tena ho An’Andriamanitra’ Ianao, dia Tohizo Foana Izany

  • 11:35 Batisa: Efa ‘Nanaiky ny Vaovao Tsara’ Ianao, dia Tohizo Foana Izany

  • 12:05 Hira 37

Tolakandro

  • 1:20 Mozika

  • 1:30 Hira 56 sy Vavaka

  • 1:35 Lahateny ho An’ny Besinimaro: Fa Maninona Ianao no Mino An’izay Inoanao?

  • 2:05 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 2:35 Hira 24 sy Fampandrenesana

  • 2:45 Lahateny Mifampitohy: “Asehonay hoe Mpanompon’Andriamanitra Izahay...”

    • • Rehefa Miaritra

    • • Rehefa Tsara Fanahy

    • • Rehefa Manao ny Marina

  • 3:30 Mampiofana Anao ve ny Vaovao Tsara?

  • 4:00 Hira 29 sy Vavaka