Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ato Amin’ity Gazety Ity: Afaka Manatsara ny Fiainanao ve ny Baiboly?

Ato Amin’ity Gazety Ity: Afaka Manatsara ny Fiainanao ve ny Baiboly?

Boky tranainy nefa tsy lany andro

Tsy ny fomba hanompoana an’Andriamanitra fotsiny no resahin’ny Baiboly. Misy torohevitra azo ampiharina amin’ny fiainana andavanandro koa ao, ohatra hoe momba ny...

  • fahasalamana

  • fihetseham-po

  • fianakaviana sy namana

  • vola

  • fifandraisana amin’Andriamanitra

Ilay boky nanampy olona be indrindra hatramin’izay

Efa hatramin’ny ela ny Baiboly no nanampy ny olona hanatsara ny fiainany. Misy amin’ny fiteny an’arivony izy io izao. Fantaro hoe nahoana no afaka manampy anao ny torohevitra ao amin’ny Baiboly.