Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ilay Boky Nanampy Olona Be Indrindra Hatramin’izay

Ilay Boky Nanampy Olona Be Indrindra Hatramin’izay

Ny Baiboly no boky miely indrindra sy voadika amin’ny fiteny betsaka indrindra hatramin’izay. Raha oharina amin’ny boky hafa àry, dia izy io no nanampy olona be indrindra. Diniho ireto:

FITENY NANDIKANA AZY SY ISAN’NY VITA PIRINTY

  • 96,5% amin’ny mponina eran-tany no afaka mamaky Baiboly

  • Fiteny 3 350 (BAIBOLY MANONTOLO NA AMPAHANY)

  • 5 000 000 000 eo ho eo ny Baiboly voazara, ary be lavitra noho ny boky hafa izany

MILA FANAZAVANA FANAMPINY VE IANAO?

MIDIRA AO AMIN’NY JW.ORG. AFAKA MANAO AN’IRETO IANAO AO:

  • Mamaky Baiboly (misy amin’ny fiteny an-jatony)

  • Maka Baiboly

  • Mahita ny valin’ireo fanontaniana ara-baiboly

  • Mamaky lahatsoratra ahitana fa manova olona ny Baiboly

  • Mianatra Baiboly ao amin’ny Internet *

  • Mangataka hianatra Baiboly

MIEZAKA MAMOAKA BAIBOLY NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH

MIEZAKA MANDIKA SY MANAO PIRINTY BAIBOLY NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH.

Ankoatra ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, dia efa betsaka ny dikan-teny nataon’izy ireo pirinty.

FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO

  • Fiteny maherin’ny 180 (IZY MANONTOLO NA AMPAHANY)

  • 227 TAPITRISA NY ISAN’NY NATAO PIRINTY NANOMBOKA TAMIN’NY 1950

^ feh. 13 Amin’ny teny anglisy sy portogey. Mbola hadika amin’ny fiteny hafa.