Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

MIFOHAZA! No. 5 2017 | Inona no Azo Atao mba ho Voaro Amin’ny Loza?

Nahoana isika no tokony hiomana amin’ny loza?

Hoy ny Baiboly: “Mahatsinjo ny loza ny malina ka miafina, fa ny tanora fanahy kosa mbola miroso ihany ka voa.”​—Ohabolana 27:12.

Resahin’ity gazety ity ny zavatra azo atao alohan’ny hitrangan’ny loza sy mandritra an’ilay izy ary aorian’izay.

 

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Azo Atao mba ho Voaro Amin’ny Loza?

Soso-kevitra mety hamonjy ny ainao sy ny ain’olon-kafa.

Ahoana no Hitsitsiana Angovo?

Ho hitanao ato ny fomba azonao hitsitsiana angovo, rehefa ao an-trano, rehefa mampiasa fitaterana, ary eo amin’ny fiainana andavanandro.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Ady

Nandeha niady tamin’ny anaran’i Jehovah Andriamaniny ny Israelita fahiny. Mankasitraka ny ady hitantsika amin’izao àry ve Andriamanitra?

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Tsara ve ny Manao Fialam-boly Mampangitakitaka?

Maro ny tanora te hamantatra ny fetran’ny mety ho vitany. Manao zavatra mampidi-doza izy ireo indraindray. Te hanao an’izany koa ve ianao?

TANY SY MPONINA

Fitsidihana An’i Kazakhstan

Mpifindrafindra monina ny Kazakh fahiny, ary nipetraka tao anaty tranolay yourte. Mbola hita amin’ny fomba fiainan’ny olona any ny fomba amam-panaon’ny razambeny.

NISY NAMORONA VE?

Ny Endriky ny Akorandriaka

Natao hiarovana ny sifotra ao anatiny ny firafitry ny akorandriaka sy ny endriny.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Mandeha Miady?

Fantatra eran-tany fa tsy mandeha miady ny Vavolombelon’i Jehovah. Nahoana izy ireo no manao an’izany?

Tia Namana Izahay ka Manampy Rehefa Misy Loza

Manome fanampiana any amin’ny tany maro ny Vavolombelon’i Jehovah rehefa misy loza.