Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

A6-A

Tabilao: Ireo Mpaminany sy Mpanjaka tao Joda sy Israely (Fizarana 1)

Mpanjakan’ireo Foko Roan’ny Joda, Tany Atsimo

997 T.K.

Rehoboama: 17 taona

980

Abia (Abiama): 3 taona

978

Asa: 41 taona

937

Josafata: 25 taona

913

Jorama: 8 taona

t. 906

Ahazia: 1 taona

t. 905

Atalia Mpanjakavavy: 6 taona

898

Joasy: 40 taona

858

Amazia: 29 taona

829

Ozia (Azaria): 52 taona

Mpanjakan’ireo Foko Folon’ny Israely, Tany Avaratra

997 T.K.

Jeroboama: 22 taona

t. 976

Nadaba: 2 taona

t. 975

Basa: 24 taona

t. 952

Elaha: 2 taona

t. 947

Zimry: 7 andro (t. 951)

Omry sy Tibny: 4 taona

Omry (irery): 8 taona

t. 940

Ahaba: 22 taona

t. 920

Ahazia: 2 taona

t. 917

Jorama: 12 taona

t. 905

Jeho: 28 taona

876

Joahaza: 14 taona

t. 862

Joahaza sy Joasy: 3 taona

t. 859

Joasy (irery): 16 taona

t. 844

Jeroboama II: 41 taona

  • Mpaminany

  • Joela

  • Elia

  • Elisa

  • Jona

  • Amosa