Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

A7-A

Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Talohan’ny Fanompoan’i Jesosy

Ny Filazantsara Efatra Araka ny Fotoana Nisehoany

Asehon’ny sarintany ireo toerana nitorian’i Jesosy sy nandalovany. Manondro ny toerana nalehany ireo filesy, fa tsy hoe iny ara-bakiteny akory ny lalana narahiny. Midika hoe “tany ho any amin’ny” ny hoe “t.”

Talohan’ny fanompoan’i Jesosy

FOTOANA

TOERANA

ZAVA-NITRANGA

MATIO

MARKA

LIOKA

JAONA

3 T.K.

Jerosalema, tempoly

Nilaza tamin’i Zakaria ny anjely Gabriela fa ho teraka i Jaona Mpanao Batisa

   

1:5-25

 

t. 2 T.K.

Nazareta; Jodia

Nilaza tamin’i Maria ny anjely Gabriela fa ho teraka i Jesosy; nitsidika an’i Elizabeta havany i Maria

   

1:26-56

 

2 T.K.

Havoanan’i Jodia

Teraka i Jaona Mpanao Batisa ary nomena anarana; naminany i Zakaria; nipetraka tany an-tany efitra i Jaona

   

1:57-80

 

2 T.K., t. 1 Okt.

Betlehema

Teraka i Jesosy; ‘lasa nofo aman-dra ny Teny’

1:1-25

 

2:1-7

1:14

Akaikin’i Betlehema; Betlehema

Anjely nilaza vaovao tsara tamin’ny mpiandry ondry; anjely nidera an’Andriamanitra; namangy an’ilay zaza ireo mpiandry ondry

   

2:8-20

 

Betlehema; Jerosalema

Noforana i Jesosy (tamin’ny andro faha-8); nentin’ny ray aman-dreniny tao amin’ny tempoly (rehefa afaka 40 andro)

   

2:21-38

 

1 T.K. na 1 A.K.

Jerosalema; Betlehema; Ejipta; Nazareta

Mpanandro nitsidika azy; nandositra tany Ejipta ry Josefa; Heroda namono zazalahikely; niverina avy tany Ejipta ry Josefa, ary nipetraka tao Nazareta

2:1-23

 

2:39, 40

 

12 A.K., Paska

Jerosalema

Nanontany an’ireo mpampianatra tao amin’ny tempoly i Jesosy 12 taona

   

2:41-50

 
 

Nazareta

Niverina tany Nazareta; nankatò ray aman-dreny foana; nianatra nandrafitra; nanana zanakalahy efatra hafa sy zanakavavy i Maria (Mt 13:55, 56; Mr 6:3)

   

2:51, 52

 

Lohataona taona 29

Tany efitra, Reniranon’i Jordana

Nanomboka ny fanompoany i Jaona Mpanao Batisa

3:1-12

1:1-8

3:1-18

1:6-8