Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

A7-D

Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Fanompoana Nataon’i Jesosy Tany Galilia (Fizarana 1)

FOTOANA

TOERANA

ZAVA-NITRANGA

MATIO

MARKA

LIOKA

JAONA

Taona 30

Galilia

Voalohany nilazan’i Jesosy hoe: “Efa akaiky ny Fanjakan’ny lanitra”

4:17

1:14, 15

4:14, 15

4:44, 45

Kana; Nazareta; Kapernaomy

Nanasitrana ny zanakalahin’ny tandapa; namaky ny Isaia; nankany Kapernaomy

4:13-16

 

4:16-31

4:46-54

Ranomasin’i Galilia akaikin’i Kapernaomy

Niantso mpianatra efatra: Simona sy Andrea, Jakoba sy Jaona

4:18-22

1:16-20

5:1-11

 

Kapernaomy

Nanasitrana ny rafozambavin’i Petera sy ny maro hafa

8:14-17

1:21-34

4:31-41

 

Galilia

Nitory voalohany tany Galilia, niaraka tamin’izy efa-dahy

4:23-25

1:35-39

4:42, 43

 

Nanasitrana boka; vahoaka nanaraka azy

8:1-4

1:40-45

5:12-16

 

Kapernaomy

Nanasitrana malemy

9:1-8

2:1-12

5:17-26

 

Niantso an’i Matio; niara-nisakafo tamin’ny mpamory hetra; fanontaniana momba ny fifadian-kanina

9:9-17

2:13-22

5:27-39

 

Jodia

Nitory tany amin’ny synagoga

   

4:44

 

Paska taona 31

Jerosalema

Nanasitrana lehilahy iray tao Betizata; nitady hamono azy ny Jiosy

     

5:1-47

Niverina avy tany Jerosalema (?)

Mpianatra nioty salohim-barimbazaha tamin’ny Sabata; “Tompon’ny Sabata” i Jesosy

12:1-8

2:23-28

6:1-5

 

Galilia; Ranomasin’i Galilia

Nanasitrana ny tanan’ny lehilahy iray tamin’ny Sabata; narahin’ny vahoaka; nanasitrana olon-kafa maro

12:9-21

3:1-12

6:6-11

 

T. akaikin’i Kapernaomy

Nifidy an’ireo apostoly 12

 

3:13-19

6:12-16

 

Akaikin’i Kapernaomy

Toriteny teo An-tendrombohitra

5:1–7:29

 

6:17-49

 

Kapernaomy

Nanasitrana mpanompon’ny manamboninahitra

8:5-13

 

7:1-10

 

Naina

Nanangana ny zanaky ny vehivavy iray maty vady

   

7:11-17

 

Tiberiasy; Galilia (Naina na manodidina)

Naniraka ny mpianany ho any amin’i Jesosy i Jaona; nampahafantarina tamin’ny ankizikely ny marina; zioga mora entina

11:2-30

 

7:18-35

 

Galilia (Naina na manodidina)

Vehivavy mpanota nanosotra menaka ny tongotr’i Jesosy; fanoharana momba ny olona nitrosa

   

7:36-50

 

Galilia

Nitory fanindroany tany izy sy ny 12 lahy

   

8:1-3

 

Namoaka demonia; heloka tsy ho voavela

12:22-37

3:19-30

   

Tsy hisy famantarana afa-tsy ny famantarana ny amin’i Jona

12:38-45

     

Tonga ny rahalahiny sy ny reniny; ny mpianany no nataony hoe havany akaiky

12:46-50

3:31-35

8:19-21