Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

A6-B

Tabilao: Ireo Mpaminany sy Mpanjaka tao Joda sy Israely (Fizarana 2)

Ireo Mpanjaka Tany Atsimo (Tohiny)

777 T.K.

Jotama: 16 taona

762

Ahaza: 16 taona

746

Hezekia: 29 taona

716

Manase: 55 taona

661

Amona: 2 taona

659

Josia: 31 taona

628

Joahaza: 3 volana

Joiakima: 11 taona

618

Joiakina: 3 volana sy 10 andro

617

Zedekia: 11 taona

607

Noravan’ny Babylonianina, notarihin’i Nebokadnezara, i Jerosalema sy ny tempoliny. Resy i Zedekia, mpanjaka farany tamin’ny taranak’i Davida teto an-tany

Ireo Mpanjaka Tany Avaratra (Tohiny)

t. 803 T.K.

Zakaria: 6 volana ihany no voalaza hoe nanjakany

Efa nanomboka nanjaka ihany i Zakaria, saingy t. 792 vao tena lasany tanteraka ny fanjakana

t. 791

Saloma: 1 volana

Menahema: 10 taona

t. 780

Pekahia: 2 taona

t. 778

Peka: 20 taona

t. 758

Hosea: 9 taona, nanomboka t. 748

t. 748

Angamba t. 748  vao niorina tsara ny fanjakan’i Hosea, na koa tamin’izay vao nanohana azy i Tiglato-pilesera III, mpanjaka asyrianina

740

Nandresy an’i Samaria i Asyria, ary nifehy an’i Israely. Rava ny fanjakan’ireo foko folon’ny Israely tany avaratra

  • Mpaminany

  • Isaia

  • Mika

  • Zefania

  • Jeremia

  • Nahoma

  • Habakoka

  • Daniela

  • Ezekiela

  • Obadia

  • Hosea