Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

B9

Ny Firenena Matanjaka Voalazan’i Daniela Mialoha

Babylona

Daniela 2:32, 36-38; 7:4

607 T.K. Noravan’i Nebokadnezara Mpanjaka i Jerosalema

Media-Persa

Daniela 2:32, 39; 7:5

539 T.K. Nandresy an’i Babylona

537 T.K. Namoaka didy i Kyrosy fa afaka mody any Jerosalema ny Jiosy

Gresy

Daniela 2:32, 39; 7:6

331 T.K. Nandresy an’i Persa i Aleksandra Lehibe

Roma

Daniela 2:33, 40; 7:7

63 T.K. Nitondra an’i Israely

70 A.K. Nandrava an’i Jerosalema

Anglisy-Amerikanina

Daniela 2:33, 41-43

1914-1918 A.K. Nandritra ny Ady Lehibe I no lasa nisy ny Firenena Matanjaka Anglisy-Amerikanina