Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bokin’i Josoa

Toko

Topy Maso

  • 1

    • Nampahery an’i Josoa i Jehovah (1-9)

      • Vakio sy saintsaino ny Lalàna (8)

    • Niomana hiampita an’i Jordana (10-18)

  • 2

    • Naniraka mpitsikilo roa ho any Jeriko i Josoa (1-3)

    • Nafenin’i Rahaba ireo mpitsikilo (4-7)

    • Fampanantenana nomena an’i Rahaba (8-21a)

      • Tady mena midorehitra ho famantarana (18)

    • Niverina tany amin’i Josoa ireo mpitsikilo (21b-24)

  • 3

    • Niampita an’i Jordana ny Israely (1-17)

  • 4

    • Vato natao ho fahatsiarovana (1-24)

  • 5

    • Famorana tao Gilgala (1-9)

    • Nankalazaina ny Paska; tsy nisy intsony ny mana (10-12)

    • Lehiben’ny tafik’i Jehovah (13-15)

  • 6

    • Nirodana ny mandan’i Jeriko (1-21)

    • Notsimbinina i Rahaba sy ny fianakaviany (22-27)

  • 7

    • Resy tao Ay ny Israely (1-5)

    • Vavak’i Josoa (6-9)

    • Nanota ny Israely dia resy (10-15)

    • Tratra i Akana dia notoraham-bato (16-26)

  • 8

    • Nisy miaramila nasain’i Josoa niafina mba hanafika an’i Ay (1-13)

    • Azo i Ay (14-29)

    • Novakina teo amin’ny Tendrombohitra Ebala ny Lalàna (30-35)

  • 9

    • Fetsy ny Gibeonita dia nitady fihavanana (1-15)

    • Tratra ny hafetsen’ny Gibeonita (16-21)

    • Ho mpaka kitay sy mpantsaka rano ny Gibeonita (22-27)

  • 10

    • Niaro an’i Gibeona ny Israely (1-7)

    • Niady ho an’ny Israely i Jehovah (8-15)

      • Nilatsahan’ny havandra ireo fahavalo nandositra (11)

      • Tsy nihetsika ny masoandro (12-14)

    • Novonoina ho faty ireo mpanjaka dimy (16-28)

    • Azo ny tanàna tany atsimo (29-43)

  • 11

    • Azo ny tanàna tany avaratra (1-15)

    • Famintinana an’ireo faritra azon’i Josoa (16-23)

  • 12

    • Mpanjaka resy tany atsinanan’i Jordana (1-6)

    • Mpanjaka resy tany andrefan’i Jordana (7-24)

  • 13

    • Tany mbola tokony halaina (1-7)

    • Fizarana ny tany tany atsinanan’i Jordana (8-14)

    • Lovan’ny fokon’i Robena (15-23)

    • Lovan’ny fokon’i Gada (24-28)

    • Ny lovan’ny fokon’i Manase tany atsinanana (29-32)

    • I Jehovah no lovan’ny Levita (33)

  • 14

    • Fizarana ny tany tany andrefan’i Jordana (1-5)

    • Nandova an’i Hebrona i Kaleba (6-15)

  • 15

    • Lovan’ny fokon’i Joda (1-12)

    • Nahazo tany ny zanakavavin’i Kaleba (13-19)

    • Tanànan’ny fokon’i Joda (20-63)

  • 16

    • Lovan’ny taranak’i Josefa (1-4)

    • Lovan’ny fokon’i Efraima (5-10)

  • 17

    • Ny lovan’ny fokon’i Manase tany andrefana (1-13)

    • Nahazo tany fanampiny ny taranak’i Josefa (14-18)

  • 18

    • Nozaraina tao Silo ny ambin’ilay tany (1-10)

    • Lovan’ny fokon’i Benjamina (11-28)

  • 19

    • Lovan’ny fokon’i Simeona (1-9)

    • Lovan’ny fokon’i Zebolona (10-16)

    • Lovan’ny fokon’i Isakara (17-23)

    • Lovan’ny fokon’i Asera (24-31)

    • Lovan’ny fokon’i Naftaly (32-39)

    • Lovan’ny fokon’i Dana (40-48)

    • Lovan’i Josoa (49-51)

  • 20

    • Tanàna fialokalofana (1-9)

  • 21

    • Tanàna ho an’ny Levita (1-42)

      • Ho an’ny taranak’i Arona (9-19)

      • Ho an’ny sisa tamin’ny Kehatita (20-26)

      • Ho an’ny Gersonita (27-33)

      • Ho an’ny Merarita (34-40)

    • Tanteraka izay nampanantenain’i Jehovah (43-45)

  • 22

    • Nody ireo foko tany atsinanana (1-8)

    • Nanorina alitara teo akaikin’i Jordana (9-12)

    • Nohazavaina ny antony nanaovana an’ilay alitara (13-29)

    • Nilamina ilay tsy fifankahazoana (30-34)

  • 23

    • Hafatrafatr’i Josoa ho an’ireo mpitarika teo amin’ny Israely (1-16)

      • Tsy nisy tsy tanteraka ny tenin’i Jehovah (14)

  • 24

    • Nofintinin’i Josoa ny tantaran’ny Israely (1-13)

    • Fampirisihana hanompo an’i Jehovah (14-24)

      • “Izaho sy ny ankohonako kosa hanompo an’i Jehovah” (15)

    • Fifanekena nataon’i Josoa tamin’ny Israely (25-28)

    • Maty i Josoa dia nalevina (29-31)

    • Nalevina tao Sekema ny taolambalon’i Josefa (32)

    • Maty i Eleazara dia nalevina (33)