Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mpitsara

Toko

1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21

Topy Maso

  • 1

    • Fandresena azon’ny fokon’i Joda sy Simeona (1-20)

    • Tsy niala tao Jerosalema ny Jebosita (21)

    • Azon’ny taranak’i Josefa i Betela (22-26)

    • Tsy noroahina daholo ny Kananita (27-36)

  • 2

    • Fampitandremana avy amin’ny anjelin’i Jehovah (1-5)

    • Maty i Josoa (6-10)

    • Notendrena ny mpitsara mba hamonjy ny Israely (11-23)

  • 3

    • Notsapain’i Jehovah ny Israely (1-6)

    • Otniela, mpitsara voalohany (7-11)

    • Novonoin’i Ehoda Mpitsara i Eglona mpanjaka matavy be (12-30)

    • Samgara Mpitsara (31)

  • 4

    • Nampijalin’i Jabina Mpanjaka ny Israely (1-3)

    • Debora mpaminanivavy sy Baraka Mpitsara (4-16)

    • Novonoin’i Jaela i Sisera lehiben’ny tafika (17-24)

  • 5

    • Hiram-pandresena nataon’i Debora sy Baraka (1-31)

      • Niady tamin’i Sisera ny kintana (20)

      • Tondraka ny reniranon’i Kisona (21)

      • Tahaka ny masoandro ireo tia an’i Jehovah (31)

  • 6

    • Nampijalin’ny Midianina ny Israely (1-10)

    • Nisy anjely nanome toky an’i Gideona Mpitsara fa hampiana izy (11-24)

    • Narodan’i Gideona ny alitaran’i Bala (25-32)

    • Niasa tamin’i Gideona ny fanahin’i Jehovah (33-35)

    • Volonondry natao hamantarana raha hanampy Andriamanitra (36-40)

  • 7

    • Gideona sy ireo 300 lahy (1-8)

    • Resin’ny tafik’i Gideona ny Midianina (9-25)

      • “Ny sabatr’i Jehovah sy Gideona!” (20)

      • Nisahotaka ny tobin’ny Midianita (21, 22)

  • 8

    • Nila ady tamin’i Gideona ny Efraimita (1-3)

    • Nenjehina dia novonoina ireo mpanjaka midianita (4-21)

    • Tsy nety natao mpitondra i Gideona (22-27)

    • Famintinana ny fiainan’i Gideona (28-35)

  • 9

    • Lasa mpanjaka tao Sekema i Abimeleka (1-6)

    • Fanoharana nataon’i Jotama (7-21)

    • Feno herisetra ny fitondran’i Abimeleka (22-33)

    • Nanafika an’i Sekema i Abimeleka (34-49)

    • Vehivavy nandratra an’i Abimeleka; maty i Abimeleka (50-57)

  • 10

    • Tola sy Jaira Mpitsara (1-5)

    • Nikomy ny Israely dia nibebaka (6-16)

    • Norahonan’ny Amonita ny Israely (17, 18)

  • 11

    • Noroahina i Jefta Mpitsara, nefa natao mpitarika tatỳ aoriana (1-11)

    • Nampisaintsaina an’ireo Amonita i Jefta (12-28)

    • Ny voadin’i Jefta sy ny zanany vavy (29-40)

      • Tsy nanambady ilay zanany vavy (38-40)

  • 12

    • Niady tamin’ny Efraimita (1-7)

      • Shiboleta sa Siboleta? (6)

    • Ibzana, Elona, ary Abdona Mpitsara (8-15)

  • 13

    • Anjely nitsidika an’i Manoa sy ny vadiny (1-23)

    • Teraka i Samsona (24, 25)

  • 14

    • Te haka vehivavy filistinina ho vadiny i Samsona Mpitsara (1-4)

    • Nampian’ny fanahin’i Jehovah i Samsona, dia nahavita namono liona (5-9)

    • Ankamantatra nataon’i Samsona nandritra ny fampakaram-bady (10-19)

    • Nomena lehilahy hafa ny vadin’i Samsona (20)

  • 15

    • Namaly faty an’ireo Filistinina i Samsona (1-20)

  • 16

    • Samsona tany Gaza (1-3)

    • Samsona sy Delila (4-22)

    • Valifatin’i Samsona sy ny nahafatesany (23-31)

  • 17

    • Sampin’i Mika sy ny mpisorony (1-13)

  • 18

    • Nitady tany ny Danita (1-31)

      • Nalain’ny Danita ny sampin’i Mika sy ny mpisorony (14-20)

      • Azo i Laisy dia novana hoe Dana ny anarany (27-29)

      • Nanompo sampy ny Danita (30, 31)

  • 19

    • Fametavetana nataon’ny Benjaminita tao Gibea (1-30)

  • 20

    • Niady tamin’ny Benjaminita (1-48)

  • 21

    • Navotana ny fokon’i Benjamina mba tsy ho fongotra (1-25)