Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bokin’i Samoela Voalohany

Toko

Topy Maso

  • 1

    • Elkana sy ireo vadiny (1-8)

    • Nivavaka mba hahazo zanakalahy i Hana satria tsy niteraka (9-18)

    • Teraka i Samoela ary nomena an’i Jehovah (19-28)

  • 2

    • Vavak’i Hana (1-11)

    • Fahotana nataon’ny zanak’i Ely roa lahy (12-26)

    • Notsarain’i Jehovah ny ankohonan’i Ely (27-36)

  • 3

    • Voantso ho mpaminany i Samoela (1-21)

  • 4

    • Lasan’ny Filistinina ny Vata masina (1-11)

    • Maty i Ely sy ny zanany lahy (12-22)

  • 5

    • Tany amin’ny tanin’ny Filistinina ilay Vata masina (1-12)

      • Afa-baraka i Dagona (1-5)

      • Nahita faisana ny Filistinina (6-12)

  • 6

    • Naverin’ny Filistinina tany Israely ilay Vata masina (1-21)

  • 7

    • Tao Kiriata-jearima ilay Vata masina (1)

    • Nampirisika i Samoela hoe: ‘I Jehovah irery ihany tompoina’ (2-6)

    • Nandresy tao Mizpa ny Israely (7-14)

    • Nitsara ny Israely i Samoela (15-17)

  • 8

    • Nangataka mpanjaka ny Israely (1-9)

    • Nampitandrina ny vahoaka i Samoela (10-18)

    • Neken’i Jehovah ny fangatahana mpanjaka (19-22)

  • 9

    • Nihaona tamin’i Saoly i Samoela (1-27)

  • 10

    • Nohosorana ho mpanjaka i Saoly (1-16)

    • Naseho vahoaka i Saoly (17-27)

  • 11

    • Resin’i Saoly ny Amonita (1-11)

    • Natao mafy orina ny fanjakan’i Saoly (12-15)

  • 12

    • Hafatrafatr’i Samoela (1-25)

      • ‘Aza manaraka zavatra tsy misy dikany’ (21)

      • Tsy hahafoy ny vahoakany i Jehovah (22)

  • 13

    • Nifidy an’izay ho miaramilany i Saoly (1-4)

    • Sahisahy ratsy i Saoly (5-9)

    • Nanarin’i Samoela i Saoly (10-14)

    • Tsy nanana fitaovam-piadiana ny Israely (15-23)

  • 14

    • Fandresena miavaka azon’i Jonatana tao Mikmasy (1-14)

    • Nataon’Andriamanitra nandositra ny fahavalon’ny Israely (15-23)

    • Fianianana maimaika nataon’i Saoly (24-46)

      • Nihinana hena niaraka tamin’ny rany ny olona (32-34)

    • Ady nataon’i Saoly; ny fianakaviany (47-52)

  • 15

    • Tsy nankatò i Saoly fa tsy novonoiny i Agaga (1-9)

    • Nanarin’i Samoela i Saoly (10-23)

      • “Ny mankatò no tsara kokoa noho ny sorona” (22)

    • Tsy nekena ho mpanjaka intsony i Saoly (24-29)

    • Novonoin’i Samoela i Agaga (30-35)

  • 16

    • Nohosoran’i Samoela ho mpanjaka handimby an’i Saoly i Davida (1-13)

      • ‘I Jehovah mijery ny fo’ (7)

    • Nesorina tamin’i Saoly ny fanahin’Andriamanitra (14-17)

    • Lasa mpitendry harpa ho an’i Saoly i Davida (18-23)

  • 17

    • Resin’i Davida i Goliata (1-58)

      • Nangataka Israelita hifanandrina taminy i Goliata (8-10)

      • Nanaiky hiady taminy i Davida (32-37)

      • Niady tamin’ny anaran’i Jehovah i Davida (45-47)

  • 18

    • Lasa mpinamana i Davida sy Jonatana (1-4)

    • Nialona an’i Davida i Saoly noho ny fandresena azony (5-9)

    • Nitady hamono an’i Davida i Saoly (10-19)

    • Nanambady an’i Mikala zanakavavin’i Saoly i Davida (20-30)

  • 19

    • Mbola nankahala an’i Davida foana i Saoly (1-13)

    • Tafatsoaka an’i Saoly i Davida (14-24)

  • 20

    • Tsy nivadika tamin’i Davida i Jonatana (1-42)

  • 21

    • Nihinana ny mofo aseho i Davida tao Noba (1-9)

    • Mody adala i Davida tany Gata (10-15)

  • 22

    • Tany Adolama sy Mizpe i Davida (1-5)

    • Nasain’i Saoly novonoina ny mpisorona tao Noba (6-19)

    • Tafatsoaka i Abiatara (20-23)

  • 23

    • Navotan’i Davida ny tanànan’i Keila (1-12)

    • Nenjehin’i Saoly i Davida (13-15)

    • Nankahery an’i Davida i Jonatana (16-18)

    • Saika tratran’i Saoly i Davida (19-29)

  • 24

    • Notsimbinin’i Davida ny ain’i Saoly (1-22)

      • Nanaja an’ilay voahosotr’i Jehovah i Davida (6)

  • 25

    • Maty i Samoela (1)

    • Tsy noraharahian’i Nabala ny tovolahy nirahin’i Davida (2-13)

    • Zavatra feno fahendrena nataon’i Abigaila (14-35)

      • ‘Fonosin’i Jehovah tsara ao anaty kitapo ny aina’ (29)

    • Nasian’i Jehovah i Nabala adala (36-38)

    • Lasa vadin’i Davida i Abigaila (39-44)

  • 26

    • Notsimbinin’i Davida indray ny ain’i Saoly (1-25)

      • Nanaja an’ilay voahosotr’i Jehovah i Davida (11)

  • 27

    • Nomen’ny Filistinina an’i Davida i Ziklaga (1-12)

  • 28

    • Nankany amin’ny mpamoha angatra tany En-dora i Saoly (1-25)

  • 29

    • Tsy natoky an’i Davida ny Filistinina (1-11)

  • 30

    • Notafihin’ny Amalekita i Ziklaga dia nodorany (1-6)

      • Nahazo hery avy tamin’i Jehovah i Davida (6)

    • Resin’i Davida ny Amalekita (7-31)

      • Azon’i Davida indray izay lasa babo (18, 19)

      • Fitsipika nomen’i Davida momba ny zavatra azo babo (23, 24)

  • 31

    • Maty i Saoly sy ny telo tamin’ny zanany lahy (1-13)