Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bokin’i Samoela Faharoa

Toko

Topy Maso

  • 1

    • Henon’i Davida hoe maty i Saoly (1-16)

    • Hira fisaonana nataon’i Davida ho an’i Saoly sy Jonatana (17-27)

  • 2

    • Lasa mpanjakan’ny Joda i Davida (1-7)

    • Lasa mpanjakan’ny Israely i Isboseta (8-11)

    • Niady ny fianakavian’i Davida sy ny an’i Saoly (12-32)

  • 3

    • Nihanahery ny fianakavian’i Davida (1)

    • Ny zanakalahin’i Davida (2-5)

    • Lasa nanohana an’i Davida i Abnera (6-21)

    • Novonoin’i Joaba i Abnera (22-30)

    • Nisaona an’i Abnera i Davida (31-39)

  • 4

    • Nisy namono i Isboseta (1-8)

    • Nasain’i Davida novonoina ireo namono an’i Isboseta (9-12)

  • 5

    • Natao mpanjakan’ny Israely rehetra i Davida (1-5)

    • Azo i Jerosalema (6-16)

      • Ziona, Tanànan’i Davida (7)

    • Resin’i Davida ny Filistinina (17-25)

  • 6

    • Nentina tany Jerosalema ny Vata masina (1-23)

      • Nitazona an’ilay Vata i Oza dia maty (6-8)

      • Nanambany an’i Davida i Mikala (16, 20-23)

  • 7

    • Tsy i Davida no hanorina ny tempoly (1-7)

    • Fifanekena momba ny fanjakana natao tamin’i Davida (8-17)

    • Vavaka fisaorana nataon’i Davida (18-29)

  • 8

    • Fandresena azon’i Davida (1-14)

    • Ireo manam-pahefana tao amin’ny fanjakan’i Davida (15-18)

  • 9

    • Tia an’i Mefiboseta i Davida sady tsy nivadika taminy (1-13)

  • 10

    • Resy ny Amonita sy ny Syrianina (1-19)

  • 11

    • Nijangajanga tamin’i Batseba i Davida (1-13)

    • Nasain’i Davida novonoina i Oria (14-25)

    • Nalain’i Davida ho vady i Batseba (26, 27)

  • 12

    • Nanarin’i Natana i Davida (1-15a)

    • Maty ny zanak’i Batseba (15b-23)

    • Teraka an’i Solomona i Batseba (24, 25)

    • Azo i Raba tanànan’ny Amonita (26-31)

  • 13

    • Novetavetain’i Amnona i Tamara (1-22)

    • Novonoin’i Absaloma i Amnona (23-33)

    • Nandositra tany Gesora i Absaloma (34-39)

  • 14

    • Joaba sy ilay vehivavy tekoita (1-17)

    • Fantatr’i Davida ny tetik’i Joaba (18-20)

    • Navela hody i Absaloma (21-33)

  • 15

    • Nikomy i Absaloma (1-12)

    • Nandositra niala tao Jerosalema i Davida (13-30)

    • Lasa nanohana an’i Absaloma i Ahitofela (31)

    • Nirahina hanohitra an’i Ahitofela i Hosay (32-37)

  • 16

    • Nanendrikendrika an’i Mefiboseta i Ziba (1-4)

    • Nanozona an’i Davida i Simey (5-14)

    • Nandray an’i Hosay i Absaloma (15-19)

    • Ny torohevitr’i Ahitofela (20-23)

  • 17

    • Nataon’i Hosay izay tsy hanarahana ny torohevitr’i Ahitofela (1-14)

    • Nisy nampitandrina i Davida; nandositra an’i Absaloma izy (15-29)

      • Nanome vatsy i Barzilay sy ny olon-kafa (27-29)

  • 18

    • Resy i Absaloma ary maty (1-18)

    • Nampahafantarina an’i Davida hoe maty i Absaloma (19-33)

  • 19

    • Nisaona an’i Absaloma i Davida (1-4)

    • Nanarin’i Joaba i Davida (5-8a)

    • Nody tany Jerosalema i Davida (8b-15)

    • Nangata-pamelana i Simey (16-23)

    • Voaporofo hoe tsy nanan-tsiny i Mefiboseta (24-30)

    • Nomena voninahitra i Barzilay (31-40)

    • Nifamaly ny fokon’i Joda sy Israely (41-43)

  • 20

    • Nikomy i Sheba; novonoin’i Joaba i Amasa (1-13)

    • Nenjehina i Sheba ary notapahina ny lohany (14-22)

    • Ireo manam-pahefana tao amin’ny fanjakan’i Davida (23-26)

  • 21

    • Namaly faty ny ankohonan’i Saoly ny Gibeonita (1-14)

    • Niady tamin’ny Filistinina (15-22)

  • 22

    • Nidera an’i Jehovah i Davida noho ny asa famonjeny (1-51)

      • “I Jehovah no harambatoko” (2)

      • Tsy mivadika amin’izay tsy mivadika aminy i Jehovah (26)

  • 23

    • Teny farany nataon’i Davida (1-7)

    • Zavatra miavaka vitan’ny miaramila matanjaka anisan’ny tafik’i Davida (8-39)

  • 24

    • Nanota i Davida tamin’ilay nanisa vahoaka (1-14)

    • Nisy 70 000 no matin’ny areti-mandringana (15-17)

    • Nanorina alitara i Davida (18-25)

      • Tsy zavatra azo maimaim-poana no atao sorona (24)