Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bokin’ny Tantara Faharoa

Toko

Topy Maso

  • 1

    • Nangataka fahendrena i Solomona (1-12)

    • Nanan-karena be i Solomona (13-17)

  • 2

    • Nomanina ny fanorenana ny tempoly (1-18)

  • 3

    • Nanomboka nanorina ny tempoly i Solomona (1-7)

    • Ny Masina Indrindra (8-14)

    • Andry varahina roa (15-17)

  • 4

    • Ilay alitara, ilay Ranomasina, ary ny koveta (1-6)

    • Fitoeran-jiro, latabatra, ary tokotany (7-11a)

    • Vita ny fitaovana rehetra ho an’ny tempoly (11b-22)

  • 5

    • Nomanina ny fitokanana ny tempoly (1-14)

      • Nentina nankao amin’ny tempoly ny Vata (2-10)

  • 6

    • Ny kabarin’i Solomona tamin’ny vahoaka (1-11)

    • Ny vavaka nataon’i Solomona tamin’ny fitokanana (12-42)

  • 7

    • Feno ny voninahitr’i Jehovah ny tempoly (1-3)

    • Sorona sy fety tamin’ny fitokanana (4-10)

    • Niseho tamin’i Solomona i Jehovah (11-22)

  • 8

    • Zavatra hafa naorin’i Solomona (1-11)

    • Nalamina ny fanompoana tao amin’ny tempoly (12-16)

    • Ny sambon’i Solomona (17, 18)

  • 9

    • Nitsidika an’i Solomona ny mpanjakavavin’i Sheba (1-12)

    • Ny harenan’i Solomona (13-28)

    • Maty i Solomona (29-31)

  • 10

    • Nikomy tamin’i Rehoboama ny Israely (1-19)

  • 11

    • Fanjakan’i Rehoboama (1-12)

    • Nifindra tany Joda ny Levita tsy nivadika (13-17)

    • Ny fianakavian’i Rehoboama (18-23)

  • 12

    • Nanafika an’i Jerosalema i Sisaka (1-12)

    • Nifarana ny fanjakan’i Rehoboama (13-16)

  • 13

    • Abia, mpanjakan’ny Joda (1-22)

      • Resin’i Abia i Jeroboama (3-20)

  • 14

    • Maty i Abia (1)

    • Asa, mpanjakan’ny Joda (2-8)

    • Nandresy Etiopianina 1 000 000 i Asa (9-15)

  • 15

    • Ny fanovana nataon’i Asa (1-19)

  • 16

    • Nanao fifanarahana tamin’ny Syrianina i Asa (1-6)

    • Niteny mafy an’i Asa i Hanany (7-10)

    • Maty i Asa (11-14)

  • 17

    • Josafata, mpanjakan’ny Joda (1-6)

    • Nampianarina ny vahoaka (7-9)

    • Ny tafik’i Josafata (10-19)

  • 18

    • Nanao fifanarahana tamin’i Ahaba i Josafata (1-11)

    • Naminany i Mikaia hoe ho resy i Ahaba sy Josafata (12-27)

    • Maty tany Ramota-gileada i Ahaba (28-34)

  • 19

    • Niteny mafy an’i Josafata i Jeho (1-3)

    • Ny fanovana nataon’i Josafata (4-11)

  • 20

    • Norahonan’ny firenena manodidina ny Joda (1-4)

    • Nangataka fanampiana tamin’i Jehovah i Josafata (5-13)

    • Namaly an’ilay vavaka i Jehovah (14-19)

    • Novonjen’i Jehovah ny Joda (20-30)

    • Nifarana ny fanjakan’i Josafata (31-37)

  • 21

    • Jorama, mpanjakan’ny Joda (1-11)

    • Taratasy avy tamin’i Elia (12-15)

    • Ratsy fiafara i Jorama (16-20)

  • 22

    • Ahazia, mpanjakan’ny Joda (1-9)

    • Nalain’i Atalia an-keriny ny fitondrana (10-12)

  • 23

    • Nanao zavatra i Joiada; natao mpanjaka i Joasy (1-11)

    • Novonoina ho faty i Atalia (12-15)

    • Ny fanovana nataon’i Joiada (16-21)

  • 24

    • Fanjakan’i Joasy (1-3)

    • Nanavao ny tempoly i Joasy (4-14)

    • Nivadika i Joasy (15-22)

    • Nisy namono i Joasy (23-27)

  • 25

    • Amazia, mpanjakan’ny Joda (1-4)

    • Niady tamin’i Edoma (5-13)

    • Nanompo sampy i Amazia (14-16)

    • Niady tamin’i Joasy mpanjakan’ny Israely (17-24)

    • Maty i Amazia (25-28)

  • 26

    • Ozia, mpanjakan’ny Joda (1-5)

    • Nahery ny tafik’i Ozia (6-15)

    • Nirehareha i Ozia dia lasa boka (16-21)

    • Maty i Ozia (22, 23)

  • 27

    • Jotama, mpanjakan’ny Joda (1-9)

  • 28

    • Ahaza, mpanjakan’ny Joda (1-4)

    • Resin’ny Syrianina sy ny Israely (5-8)

    • Nampitandrina ny Israely i Odeda (9-15)

    • Nietry ny Joda (16-19)

    • Nanompo sampy i Ahaza; maty izy (20-27)

  • 29

    • Hezekia, mpanjakan’ny Joda (1, 2)

    • Ny fanovana nataon’i Hezekia (3-11)

    • Nodiovina ny tempoly (12-19)

    • Naverina ny fanompoana tao amin’ny tempoly (20-36)

  • 30

    • Nankalaza ny Paska i Hezekia (1-27)

  • 31

    • Nopotehin’i Hezekia daholo ny sampy (1)

    • Notohanana tsara ny mpisorona sy ny Levita (2-21)

  • 32

    • Norahonan’i Sankeriba i Jerosalema (1-8)

    • Nihantsy an’i Jehovah i Sankeriba (9-19)

    • Naripaky ny anjely iray ny tafiky ny Asyrianina (20-23)

    • Narary i Hezekia; nirehareha izy (24-26)

    • Ny zava-bitan’i Hezekia; maty izy (27-33)

  • 33

    • Manase, mpanjakan’ny Joda (1-9)

    • Nibebaka i Manase (10-17)

    • Maty i Manase (18-20)

    • Amona, mpanjakan’ny Joda (21-25)

  • 34

    • Josia, mpanjakan’ny Joda (1, 2)

    • Ny fanovana nataon’i Josia (3-13)

    • Hita ny boky misy ny Lalàna (14-21)

    • Naminany loza i Holda (22-28)

    • Novakin’i Josia tamin’ny vahoaka ilay boky (29-33)

  • 35

    • Nanomana ny hankalazana ny Paska i Josia (1-19)

    • Novonoin’i Farao Neko i Josia (20-27)

  • 36

    • Joahaza, mpanjakan’ny Joda (1-3)

    • Joiakima, mpanjakan’ny Joda (4-8)

    • Joiakina, mpanjakan’ny Joda (9, 10)

    • Zedekia, mpanjakan’ny Joda (11-14)

    • Rava i Jerosalema (15-21)

    • Didin’i Kyrosy hoe haorina indray ny tempoly (22, 23)