Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bokin’ny Ohabolana

Toko

Topy Maso

  • 1

    • Ny antony nanoratana ny ohabolana (1-7)

    • Hahita loza izay miaraka amin’ny naman-dratsy (8-19)

    • Miantsoantso eny an-dalana ny tena fahendrena (20-33)

  • 2

    • Sarobidy ny fahendrena (1-22)

      • Mikaroka fahendrena hoatran’ny mikaroka harena miafina (4)

      • Miaro anao ny fahaiza-misaina (11)

      • Hahita loza izay ratsy fitondran-tena (16-19)

  • 3

    • Hendre dia matokia an’i Jehovah (1-12)

      • Manomeza voninahitra an’i Jehovah amin’ireo zava-tsarobidy anananao (9)

    • Sambatra ny olona mahita fahendrena (13-18)

    • Tsy ho tratran’ny loza izay manam-pahendrena (19-26)

    • Ny tokony hatao sy ny tsy tokony hatao amin’ny olona (27-35)

      • Manaova soa raha mbola azo atao (27)

  • 4

    • Torohevitry ny ray (1-27)

      • Miezaha hanana fahendrena (7)

      • Halaviro ny lalan’ny ratsy fanahy (14, 15)

      • Mihamazava tsikelikely ny lalan’ny marina (18)

      • “Arovy ny fonao” (23)

  • 5

    • Mitandrema amin’ny vehivavy ratsy fitondran-tena (1-14)

    • Mifalia amin’ny vadinao (15-23)

  • 6

    • Aza miantoka olona nindram-bola (1-5)

    • “Mandehana any amin’ny vitsika, ry ilay kamo” (6-11)

    • Olona tsisy ilana azy sy ratsy fanahy (12-15)

    • Zavatra fito halan’i Jehovah (16-19)

    • Mitandrema amin’ny vehivavy maditra (20-35)

  • 7

    • Araho ny didin’Andriamanitra, dia ho velona ianao (1-5)

    • Tovolahy mora fetsifetsena (6-27)

      • “Toy ny omby entina hovonoina” (22)

  • 8

    • Miteny ny fahendrena (1-36)

      • “Izaho no voalohany indrindra amin’ny zava-bitany” (22)

      • ‘Mpiasa tena mahay teo akaikin’Andriamanitra’ (30)

      • “Tena tiako ny zanak’olombelona” (31)

  • 9

    • Manasa ho ao an-tranony ny tena fahendrena (1-12)

      • “Izaho no manalava ny androm-piainanao” (11)

    • Manasa ho ao an-tranony ny vehivavy tsisy saina (13-18)

      • “Mamy ny rano nangalarina” (17)

  • OHABOLAN’I SOLOMONA (10:1–24:34)

    • 10

      • Ny zanaka hendry mampifaly ny rainy (1)

      • Mampanan-karena ny tanan’ny mazoto (4)

      • Tsy maintsy hanota izay be resaka loatra (19)

      • Ny fitahian’i Jehovah no mampanan-karena (22)

      • Ny tahotra an’i Jehovah no mahela velona (27)

    • 11

      • Izay manetry tena no hendry (2)

      • Mitondra loza ho an’ny olona ny mpivadi-pinoana (9)

      • ‘Hahomby izay atao raha maro ny mpanolo-tsaina’ (14)

      • Handeha tsara ny fiainan’izay tia manome (25)

      • Ho lavo izay matoky ny harenany (28)

    • 12

      • Tsy misaina izay mankahala fananarana (1)

      • “Manindrona hoatran’ny sabatra ny teny tsy voahevitra” (18)

      • Falifaly izay miezaka ny hampisy fihavanana (20)

      • Maharikoriko an’i Jehovah ny molotra mandainga (22)

      • Ny tebiteby ao am-pon’ny olona no mahakivy azy (25)

    • 13

      • Izay mangataka torohevitra no hendry (10)

      • Marary ny fo raha ela vao tanteraka ny zavatra antenaina (12)

      • Manasitrana ny iraka mendri-pitokisana (17)

      • Ho hendry izay miaraka amin’ny hendry (20)

      • Porofom-pitiavana ny fananarana (24)

    • 14

      • Ny fon’ny olona no mahatsapa ny alahelo ao anatiny (10)

      • Lalana eritreretina hoe mety, nefa miafara amin’ny fahafatesana (12)

      • Mino ny teny rehetra izay mora fetsifetsena (15)

      • Be namana ny mpanankarena (20)

      • Mahasalama ny vatana ny fo tony (30)

    • 15

      • Mampitony hatezerana ny valin-teny malefaka (1)

      • Mijery eny rehetra eny ny mason’i Jehovah (3)

      • Mahafinaritra an’i Jehovah ny vavaky ny olona manao izay mahitsy (8)

      • Tsy tanteraka izay kasaina hatao raha tsy maka hevitra amin’olona (22)

      • Mieritrereta tsara vao mamaly (28)

    • 16

      • Mandinika ny antony anaovana zavatra i Jehovah (2)

      • Ankino amin’i Jehovah izay ataonao (3)

      • Avy amin’i Jehovah ny mizana marina (11)

      • Ho lavo izay mirehareha (18)

      • Satroboninahitra tsara tarehy ny volofotsy (31)

    • 17

      • Aza mamaly ratsy ny soa atao aminao (13)

      • Mialà dieny mbola tsy raikitra ny fifamaliana (14)

      • Tia amin’ny fotoana rehetra ny tena namana (17)

      • “Fanafody tena mandaitra ny fo falifaly” (22)

      • Mahafehy ny vavany ny olona mahay mandinika (27)

    • 18

      • Tia tena sady tsy hendry izay mitokantokana (1)

      • Ny anaran’i Jehovah dia tilikambo mafy (10)

      • Heverin’ny mpanankarena hoe miaro azy ny harenany (11)

      • Hendry izay tsy mihaino feon-dakolosy tokana (17)

      • Misy namana mifikitra noho ny rahalahy (24)

    • 19

      • Mahatsindry fo ny olona lalin-tsaina (11)

      • Hoatran’ny tafo mitete ny vehivavy tia ady (13)

      • Fanomezana avy amin’i Jehovah ny vady malina (14)

      • Faizo ny zanakao dieny mbola misy fanantenana (18)

      • Ho hendry izay mihaino torohevitra (20)

    • 20

      • Tsy manaja tena izay mamon’ny divay (1)

      • Tsy miasa tany ny kamo amin’ny ririnina (4)

      • Toy ny rano lalina ny hevitra ao am-pon’ny olona (5)

      • Aza maimaika hanao voady (25)

      • Voninahitry ny tanora ny tanjany (29)

    • 21

      • Avilin’i Jehovah ny fon’ny mpanjaka (1)

      • Ny manao ny rariny no tsara kokoa noho ny manao sorona (3)

      • Mahomby izay mazoto (5)

      • Izay tsy mihaino ny mahantra dia tsy hohenoina (13)

      • Tsy misy fahendrena mahatohitra an’i Jehovah (30)

    • 22

      • Aleo tsara laza toy izay mahazo harem-be (1)

      • Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza (6)

      • Matahotra liona ao ivelany ny kamo (13)

      • Ny tsorakazo famaizana no manala ny hadalana (15)

      • Hanompo mpanjaka izay mahay tsara ny asany (29)

    • 23

      • Mitandrema rehefa misy manasa (2)

      • Aza mikatsaka harena (4)

      • Hanidina lavitra anao ny harena (5)

      • Aza miaraka amin’ny mpiboboka divay (20)

      • Hanaikitra hoatran’ny menarana ny divay (32)

    • 24

      • Aza mitsiriritra ny olon-dratsy (1)

      • Fahendrena no ilain’izay hanorina trano (3)

      • Mety ho lavo ny olo-marina, nefa ho tafarina ihany(16)

      • Aza mamaly faty (29)

      • Hahantra izay tia torimaso (33, 34)

  • OHABOLAN’I SOLOMONA NADIKAN’NY OLON’I HEZEKIA MPANJAKA (25:1–29:27)

    • 25

      • Aza mamoaka tsiambaratelo (9)

      • Teny lazaina amin’ny fotoana mety (11)

      • Aza mandeha matetika any an-tranon’ny namanao (17)

      • Mampivangongo vainafo eo ambony lohan’ny fahavalo (21, 22)

      • Hoatran’ny rano mangatsiatsiaka ny tatitra tsara (25)

    • 26

      • Ny olona kamo (13-16)

      • Aza midikiditra amin’ny adin’olona (17)

      • Aza manao sangy ratsy (18, 19)

      • Maty ny afo rehefa tsy misy kitay (20, 21)

      • Ny tenin’ny mpanendrikendrika dia hoatran’ny sakafo matsiro (22)

    • 27

      • Mahasoa ny anatranatra ataon’ny namana (5, 6)

      • Hendre, anaka, ary ampifalio ny foko (11)

      • Ny vy no mandranitra ny vy (17)

      • Fantaro tsara ny andian’ondrinao (23)

      • Tsy haharitra mandrakizay ny harena (24)

    • 28

      • Maharikoriko ny vavak’izay tsy mihaino ny lalàna (9)

      • Hamindrana fo izay miaiky heloka (13)

      • Hanan-tsiny izay te hanan-karena haingana (20)

      • Ny mananatra no tsara kokoa noho ny mandokadoka (23)

      • Tsy hisy hahory an’izay tia manome (27)

    • 29

      • Mahamenatra ny zaza avela hanaram-po (15)

      • Samy manao izay tiany rehefa tsy misy fahitana (18)

      • Mampisy ady izay mora tezitra (22)

      • Hahazo voninahitra izay manetry tena (23)

      • Fandrika ny tahotra olona (25)

  • 30

    • TENIN’I AGORA (1-33)

      • Aza atao mahantra na manankarena aho (8)

      • Zavatra tsy mety voky (15, 16)

      • Zavatra tsy mamela soritra (18, 19)

      • Vehivavy mpanitsakitsa-bady (20)

      • Biby manana fahendrena voajanahary (24)

  • 31

    • TENIN’I LEMOELA MPANJAKA (1-31)

      • Iza no nahita vady tsara? (10)

      • Mazoto miasa sady miasa mafy (17)

      • Tsara fanahy rehefa miteny (26)

      • Midera azy ny vady aman-janany (28)

      • Mihelina ny hatsaram-bika sy hatsaran-tarehy (30)