ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Ezekiela Daniela Joela Jona Mika Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 Bokin’i Amosa Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 Topy Maso 1 Teny avy amin’i Jehovah nolazaina tamin’i Amosa (1, 2) Didim-pitsarana satria nikomy foana (3-15) Syria (3-5), Filistia (6-8), Tyro (9, 10), Edoma (11, 12), Amona (13-15) 2 Didim-pitsarana satria nikomy foana (1-16) Moaba (1-3), Joda (4, 5), Israely (6-16) 3 Hanambara didim-pitsarana (1-8) Mampahafantatra ny tsiambaratelony i Jehovah (7) Fanamelohana an’i Samaria (9-15) 4 Fanamelohana an’ireo ombivavin’i Basana (1-3) Esoin’i Jehovah ny fanompoan’ny Israely (4, 5) Tsy niova ny Israely na dia nofaizina aza (6-13) “Miomàna hifanatrika amin’ny Andriamanitrao” (12) ‘Milaza ny heviny amin’ny olona Andriamanitra’ (13) 5 Hoatran’ny virjiny nianjera ny Israely (1-3) Mitadiava an’i Jehovah, dia ho velona ianareo (4-17) Ankahalao ny ratsy ary tiavo ny tsara (15) Ho haizina ny andron’i Jehovah (18-27) Tsy hankasitrahan’i Jehovah ny sorona hataon’ny Israely (22) 6 Hahita loza ny olona matoky tena! (1-14) Fandriana ivoara; vilia baolina misy divay (4, 6) 7 Fahitana mampiseho hoe akaiky ny farany ho an’ny Israely (1-9) Andiam-balala (1-3), afo (4-6), pilao (7-9) Tsy navela haminany intsony i Amosa (10-17) 8 Fahitana momba ny harona misy voankazo masaka fahavaratra (1-3) Nomelohina ireo mpampijaly ny mahantra (4-14) Mosary ara-panahy (11) 9 Tsy hisy ho afaka handositra ny didim-pitsaran’Andriamanitra (1-10) Hatsangana ny trano rantsankazon’i Davida (11-15) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Amosa—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Amosa—Topy Maso Tenin’ny Tanana Malagasy Amosa—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Amosa Zon’ny mpamorona