Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mika

Toko

1 2 3 4 5 6 7

Topy Maso

  • 1

    • Fanamelohana an’i Samaria sy Joda (1-16)

      • Hisy loza satria nanota sy nikomy (5)

  • 2

    • Hahita loza izay tia mampijaly ny hafa (1-11)

    • Hangonina indray ny Israely mba hiray hina (12, 13)

      • Ho lasa maresaka sy feno olona ilay toerana (12)

  • 3

    • Nolazaina ny ratsy ataon’ny mpitarika sy ny mpaminany (1-12)

      • Feno hery avy amin’ny fanahin’i Jehovah i Mika (8)

      • Ny mpisorona mampianatra mba hahazoana karama (11)

      • Ho lasa korontam-bato mivangongo i Jerosalema (12)

  • 4

    • Ho avo be ny tendrombohitr’i Jehovah (1-5)

      • Sabatra ho lasa angadinomby (3)

      • ‘Handeha amin’ny anaran’i Jehovah isika’ (5)

    • Haverina amin’ny laoniny i Ziona (6-13)

  • 5

    • Hisy mpitondra hitondra ny tany manontolo (1-6)

      • Ho avy ao Betlehema ilay mpitondra (2)

    • Ho toy ny ando sy liona ny sisa amin’ny taranak’i Jakoba (7-9)

    • Hodiovina ilay tany (10-15)

  • 6

    • Miady amin’ny Israely any amin’ny fitsarana i Jehovah (1-5)

    • Inona no takin’i Jehovah? (6-8)

      • Manao ny rariny, tsy mivadika, manetry tena (8)

    • Ny fahadisoan’ny Israely sy ny saziny (9-16)

  • 7

    • Nanao zavatra ratsy be ny Israely (1-6)

      • Ny ankohonan’ny olona ihany no fahavalony (6)

    • ‘Vonona hiandry aho’ (7)

    • Hiaro ny vahoakany any amin’ny fitsarana i Jehovah (8-13)

    • Vavaka sy fiderana nataon’i Mika (14-20)

      • Namaly azy i Jehovah (15-17)

      • “Iza no Andriamanitra hoatr’anao?” (18)