Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Nahoma

Toko

1 2 3

Topy Maso

  • 1

    • Mamaly ny fahavalony i Jehovah (1-7)

      • Mitaky ny hanompoana azy irery ihany i Jehovah (2)

      • Tsy hadinon’i Jehovah izay mialoka eo aminy (7)

    • Horavana i Ninive (8-14)

      • Tsy hitranga fanindroany ny fahoriana (9)

    • Vaovao tsara ho an’i Joda (15)

  • 2

    • Ho ravarava i Ninive (1-13)

      • “Hisokatra ny vavahadin’ny renirano” (6)

  • 3

    • “Hahita loza ilay tanàna mpandatsa-dra!” (1-19)

      • Ny antony nanamelohana an’i Ninive (1-7)

      • Horavana hoatran’i No-amona i Ninive (8-12)

      • Tsy maintsy ho rava i Ninive (13-19)