Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bokin’i Zakaria

Toko

1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14

Topy Maso

  • 1

    • Miverena amin’i Jehovah (1-6)

      • ‘Miverena amiko dia hiverina aminareo aho’ (3)

    • Fahitana 1: Mpitaingin-tsoavaly efatra (7-17)

      • “Hampionona an’i Ziona indray i Jehovah” (17)

    • Fahitana 2: Tandroka efatra sy mpiasa efatra (18-21)

  • 2

    • Fahitana 3: Lehilahy iray nitondra tady fandrefesana (1-13)

      • Horefesina i Jerosalema (2)

      • “Ho lasa manda afo manodidina azy” i Jehovah (5)

      • Mikasika ny anakandriamason’i Jehovah (8)

      • Firenena maro no hiandany amin’i Jehovah (11)

  • 3

    • Fahitana 4: Nosoloana ny akanjon’ny mpisoronabe (1-10)

      • Nanohitra an’i Josoa Mpisoronabe i Satana (1)

      • ‘Hitondra an’ilay mpanompoko atao hoe Tsimoka aho’ (8)

  • 4

    • Fahitana 5: Fitoeran-jiro sy oliva roa maniry (1-14)

      • ‘Tsy amin’ny alalan’ny hery fa amin’ny alalan’ny fanahiko’ (6)

      • Aza atao tsinontsinona ny andron’ny zavatra tsotsotra (10)

  • 5

    • Fahitana 6: Horonam-boky manidina (1-4)

    • Fahitana 7: Efaha famarana (5-11)

      • Vehivavy tao anatiny, atao hoe Faharatsiana (8)

      • Nentina tany Sinara ilay efaha famarana (9-11)

  • 6

    • Fahitana 8: Kalesy efatra (1-8)

    • Ho mpanjaka sy mpisorona ilay Tsimoka (9-15)

  • 7

    • Tsy tian’i Jehovah ny fifadian-kanina nataon’ny Israelita (1-14)

      • ‘Noho izaho tokoa ve no nahatonga anareo hifady hanina?’ (5)

      • ‘Miezaha ho be fitiavana sy tsy hivadika ary hamindra fo’ (9)

  • 8

    • Hampisy fiadanana sy fahamarinana ao Ziona i Jehovah (1-23)

      • “Tanànan’ny fahamarinana i Jerosalema” (3)

      • “Samia milaza ny marina amin’ny namany avy” (16)

      • Fifadian-kanina lasa fety be (18, 19)

      • ‘Andao hitady an’i Jehovah’ (21)

      • Folo lahy hitazona ny akanjon’ny Jiosy iray (23)

  • 9

    • Nomelohin’i Jehovah ireo firenena manodidina (1-8)

    • Tonga ny mpanjakan’i Ziona (9, 10)

      • Mpanjaka manetry tena mitaingina ampondra (9)

    • Hafahana ny vahoakan’i Jehovah (11-17)

  • 10

    • Mangataha orana amin’i Jehovah fa tsy amin’ny andriamani-diso (1, 2)

    • Hangonin’i Jehovah ny vahoakany (3-12)

      • Avy amin’i Joda no iavian’ilay lehibe (3, 4)

  • 11

    • Ny vokany rehefa tsy ekena ilay mpiandry avy amin’i Jehovah (1-17)

      • “Andraso ny andian’ondry natao hovonoina” (4)

      • Tehina roa: Imahafinaritra sy Firaisan-kina (7)

      • Karaman’ny mpiandry ondry: Volafotsy 30 sekely (12)

      • Natsipy tao amin’ny fitehirizan-karena ilay vola (13)

  • 12

    • Hiaro an’i Joda sy Jerosalema i Jehovah (1-9)

      • “Vato mavesatra” i Jerosalema (3)

    • Hidradradradra noho ilay nolefonina (10-14)

  • 13

    • Hesorina ny sampy sy ny mpaminany sandoka (1-6)

      • Ho menatra ny mpaminany sandoka (4-6)

    • Hasiana ny mpiandry ondry (7-9)

      • Hodiovina ny ampahatelony (9)

  • 14

    • Handresy ny fivavahana marina (1-21)

      • Hizara roa ny Tendrombohitra Oliva (4)

      • Ho iray ihany i Jehovah ary ho iray ihany ny anarany (9)

      • Loza hamelezana ny mpanohitra an’i Jerosalema (12-15)

      • Fankalazana ny Fetin’ny Trano Rantsankazo (16-19)

      • Ho masina ny vilany rehetra (20, 21)