Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bokin’i Malakia

Toko

1 2 3 4

Topy Maso

  • 1

    • Tian’i Jehovah ny vahoakany (1-5)

    • Manolotra sorona misy kilema ny mpisorona (6-14)

      • Ho be voninahitra eo amin’ireo firenena ny anaran’i Jehovah (11)

  • 2

    • Tsy nampianatra ny vahoaka ny mpisorona (1-9)

      • Tokony hampita fahalalana ny mpisorona (7)

    • Meloka ny olona nisara-panambadiana (10-17)

      • “‘Halako ny fisaraham-panambadiana’, hoy i Jehovah” (16)

  • 3

    • Ho avy hanadio ny tempoly ilay tena Tompo (1-5)

      • Iraky ny fifanekena (1)

    • Nampirisihina hiverina amin’i Jehovah (6-12)

      • Tsy miova i Jehovah (6)

      • “Miverena amiko dia hiverina aminareo aho” (7)

      • ‘Ento ny ampahafolon-karena, dia handrotsaka fitahiana i Jehovah’ (10)

    • Ny olo-marina sy ny ratsy fanahy (13-18)

      • Boky fahatsiarovana nosoratana teo anatrehan’i Jehovah (16)

      • Tsy mitovy ny olo-marina sy ny ratsy fanahy (18)

  • 4

    • Ho avy alohan’ny andron’i Jehovah i Elia (1-6)

      • ‘Hiposaka ny masoandron’ny fahamarinana’ (2)