Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Filazantsara Nosoratan’i Marka

Toko

1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16

Topy Maso

  • 1

    • Nitory i Jaona Mpanao Batisa (1-8)

    • Natao batisa i Jesosy (9-11)

    • Naka fanahy an’i Jesosy i Satana (12, 13)

    • Nanomboka nitory tany Galilia i Jesosy (14, 15)

    • Mpianatra voalohany nantsoina (16-20)

    • Namoaka fanahy maloto i Jesosy (21-28)

    • Nanasitrana marary be dia be tany Kapernaomy i Jesosy (29-34)

    • Nivavaka tany amin’ny toerana mitokana (35-39)

    • Boka iray nositranina (40-45)

  • 2

    • Nanasitrana lehilahy malemy i Jesosy (1-12)

    • Niantso an’i Levy i Jesosy (13-17)

    • Fanontaniana momba ny fifadian-kanina (18-22)

    • “Tompon’ny Sabata” i Jesosy (23-28)

  • 3

    • Lehilahy maty tanana nositranina (1-6)

    • Vahoaka be teo amoron-dranomasina (7-12)

    • Ny apostoly 12 (13-19)

    • Manevateva ny fanahy masina (20-30)

    • Ny renin’i Jesosy sy ny rahalahiny (31-35)

  • 4

    • FANOHARANA MOMBA ILAY FANJAKANA (1-34)

      • Ny mpamafy (1-9)

      • Ny antony nanaovan’i Jesosy fanoharana (10-12)

      • Ny dikan’ilay fanoharana momba ny mpamafy (13-20)

      • Tsy atao ao ambany sobika ny jiro (21-23)

      • Araka izay famarana ampiasainareo (24, 25)

      • Ilay mpamafy natory (26-29)

      • Ny voan-tsinapy (30-32)

      • Nanao fanoharana be dia be i Jesosy (33, 34)

    • Nampitony tafio-drivotra (35-41)

  • 5

    • Nalefan’i Jesosy tao amin’ny andian-kisoa ny demonia (1-20)

    • Zanakavavin’i Jairo; vehivavy nikasika ny akanjon’i Jesosy (21-43)

  • 6

    • Tsy ninoan’ny olona tao an-tanànany i Jesosy (1-6)

    • Nahazo toromarika momba ny fanompoana izy 12 Lahy (7-13)

    • Maty i Jaona Mpanao Batisa (14-29)

    • Nanome sakafo ho an’olona 5 000 i Jesosy (30-44)

    • Nandeha teo ambony rano i Jesosy (45-52)

    • Nanasitrana olona tany Genesareta (53-56)

  • 7

    • Nomelohin’i Jesosy ny fomban-drazana (1-13)

    • Izay avy ao am-po no mandoto ny olona (14-23)

    • Vehivavy syrianina-fenisianina nanam-pinoana (24-30)

    • Lehilahy marenina nositranina (31-37)

  • 8

    • Nanome sakafo ho an’olona 4 000 i Jesosy (1-9)

    • Nangataka famantarana ny Fariseo (10-13)

    • Lalivain’ny Fariseo sy lalivain’i Heroda (14-21)

    • Lehilahy jamba nositranina tany Betsaida (22-26)

    • Fantatr’i Petera hoe i Jesosy no Kristy (27-30)

    • Nolazain’i Jesosy mialoha hoe hovonoina ho faty izy (31-33)

    • Ny tena mpianatr’i Jesosy (34-38)

  • 9

    • Fiovan-tarehy (1-13)

    • Nositranina ny ankizilahy iray nisy demonia (14-29)

      • Tsy misy tsy vitan’ny manam-pinoana (23)

    • Nolazain’i Jesosy indray hoe hovonoina ho faty izy (30-32)

    • Niady hevitra ny mpianatra hoe iza no lehibe (33-37)

    • Izay tsy manohitra antsika dia manohana antsika (38-41)

    • Vato mahatafintohina (42-48)

    • “Manàna sira ao anatinareo” (49, 50)

  • 10

    • Fanambadiana sy fisarahana (1-12)

    • Nitso-drano ny ankizy i Jesosy (13-16)

    • Fanontanian’ilay tovolahy mpanankarena (17-25)

    • Mahafoy zavatra ho an’ilay Fanjakana (26-31)

    • Nolazain’i Jesosy indray hoe hovonoina ho faty izy (32-34)

    • Fangatahan’i Jakoba sy Jaona (35-45)

      • Vidim-panavotana ho an’ny maro i Jesosy (45)

    • Nositranina i Bartimeo jamba (46-52)

  • 11

    • Niditra tamim-boninahitra tao Jerosalema i Jesosy (1-11)

    • Nanozona aviavy naniry (12-14)

    • Nanadio ny tempoly i Jesosy (15-18)

    • Lesona avy amin’ilay aviavy nalazo (19-26)

    • Avy amin’iza ny fahefan’i Jesosy? (27-33)

  • 12

    • Fanoharana momba ny mpamboly namono olona (1-12)

    • Andriamanitra sy Kaisara (13-17)

    • Fanontaniana momba ny fitsanganana amin’ny maty (18-27)

    • Ny didy roa lehibe indrindra (28-34)

    • Zanak’i Davida ve i Kristy? (35-37a)

    • Mitandrema amin’ny mpanora-dalàna (37b-40)

    • Vola madinika roa nomen’ilay vehivavy mpitondratena (41-44)

  • 13

    • REHEFA HIFARANA IZAO TONTOLO IZAO (1-37)

      • Ady, horohoron-tany, mosary (8)

      • Hotorina ny vaovao tsara (10)

      • Fahoriana lehibe (19)

      • Ho avy ny Zanak’olona (26)

      • Fanoharana momba ny aviavy (28-31)

      • Miambena foana (32-37)

  • 14

    • Nitetika ny hamono an’i Jesosy ny mpisorona (1, 2)

    • Menaka manitra nararaka teo amin’i Jesosy (3-9)

    • Namadika an’i Jesosy i Jodasy (10, 11)

    • Ny Paska farany (12-21)

    • Ny Sakafo Harivan’ny Tompo voalohany (22-26)

    • Nilaza i Jesosy hoe handa azy i Petera (27-31)

    • Nivavaka tao Getsemane i Jesosy (32-42)

    • Nosamborina i Jesosy (43-52)

    • Teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy (53-65)

    • Nanda an’i Jesosy i Petera (66-72)

  • 15

    • Jesosy teo anatrehan’i Pilato (1-15)

    • Nesoin’ny miaramila (16-20)

    • Nofantsihana teo amin’ny tsato-kazo (21-32)

    • Maty i Jesosy (33-41)

    • Nalevina i Jesosy (42-47)

  • 16

    • Natsangana tamin’ny maty i Jesosy (1-8)