Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Taratasy Voalohany ho An’ny Korintianina

Toko

1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16

Topy Maso

  • 1

    • Fiarahabana (1-3)

    • Nisaotra an’i Jehovah i Paoly noho ny amin’ireo Korintianina (4-9)

    • Fampirisihana mba hiray hina (10-17)

    • Kristy, ilay hery sy fahendren’Andriamanitra (18-25)

    • I Jehovah ihany no atao rehareha (26-31)

  • 2

    • Fitorian’i Paoly tany Korinto (1-5)

    • Tena miavaka ny fahendren’Andriamanitra (6-10)

    • Ny tsy itovizan’ny olona araka ny fanahy sy ny olona araka ny nofo (11-16)

  • 3

    • Mbola araka ny nofo ny Korintianina (1-4)

    • Andriamanitra no mampitombo (5-9)

      • Mpiara-miasa amin’Andriamanitra (9)

    • Manorina amin’ny fitaovana tsy mety may (10-15)

    • Tempolin’Andriamanitra ianareo (16, 17)

    • Hadalana amin’Andriamanitra ny fahendren’izao tontolo izao (18-23)

  • 4

    • Tokony ho mendri-pitokisana ny mpanompo (1-5)

    • Tokony hanetry tena ny Kristianina (6-13)

      • “Aza mihoatra an’izay voasoratra” (6)

      • Toy ny hoe aseho eny ambony sehatra ny Kristianina (9)

    • Tia sy mikarakara ny zanany ara-panahy i Paoly (14-21)

  • 5

    • Nisy nijangajanga (1-5)

    • Lalivay kely fotsiny dia efa mampitombo ny koba manontolo (6-8)

    • Tokony hesorina ny mpanao ratsy (9-13)

  • 6

    • Kristianina mifampitory eny amin’ny fitsarana (1-8)

    • Ireo tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra (9-11)

    • Ampiasao hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ny vatanareo (12-20)

      • “Andosiro ny fijangajangana!” (18)

  • 7

    • Torohevitra ho an’ny tsy manambady sy ny manambady (1-16)

    • Mijanòna toy ny tamin’ianareo nantsoina (17-24)

    • Ny tsy manambady sy ny maty vady (25-40)

      • Tombony ananan’izay tsy manambady (32-35)

      • Manambady “ao amin’ny Tompo ihany” (39)

  • 8

    • Sakafo atolotra ho an’ny sampy (1-13)

      • Amintsika dia tsy misy afa-tsy Andriamanitra tokana ihany (5, 6)

  • 9

    • Ny ohatra navelan’ny apostoly Paoly (1-27)

      • “Aza asiana fehivava ny omby” (9)

      • “Hahita loza aho raha tsy mitory!” (16)

      • Lasa zava-drehetra tamin’ny olona rehetra (19-23)

      • Mifehy tena rehefa manao an’ilay hazakazaka mba hahazoana fiainana (24-27)

  • 10

    • Fampitandremana avy amin’ny tantaran’ny Israely (1-13)

    • Fampitandremana mba tsy hanompo sampy (14-22)

      • Latabatr’i Jehovah, latabatry ny demonia (21)

    • Fahafahana sy fiheverana ny hafa (23-33)

      • “Ataovy mba hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ny zava-drehetra” (31)

  • 11

    • “Manahafa ahy” (1)

    • Fahefan’izay lohany sy saron-doha (2-16)

    • Fankalazana ny Sakafo Harivan’ny Tompo (17-34)

  • 12

    • Fanomezana avy amin’ny fanahy (1-11)

    • Vatana iray, rantsambatana maro (12-31)

  • 13

    • Tsara lavitra ny fitiavana (1-13)

  • 14

    • Fahaizana maminany sy miteny amin’ny fiteny samihafa (1-25)

    • Fivoriana kristianina milamina tsara (26-40)

      • Ny toeran’ny vehivavy eo anivon’ny fiangonana (34, 35)

  • 15

    • Natsangana tamin’ny maty i Kristy (1-11)

    • Fototry ny finoana ny fitsanganana amin’ny maty (12-19)

    • Antoka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty (20-34)

    • Vatana ara-nofo, vatana ara-panahy (35-49)

    • Tsy mety maty sy tsy mety lo (50-57)

    • Be atao foana amin’ny asan’ny Tompo (58)

  • 16

    • Fanangonam-bola ho an’ny Kristianina tany Jerosalema (1-4)

    • Ny toerana halehan’i Paoly (5-9)

    • Ny fitsidihan’i Timoty sy Apolosy (10-12)

    • Fandrisihana sy firarian-tsoa (13-24)