Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Taratasy ho An’ny Filipianina

Toko

1 2 3 4

Topy Maso

  • 1

    • Fiarahabana (1, 2)

    • Misaotra an’Andriamanitra i Paoly; vavaka nataony (3-11)

    • Nandroso ny vaovao tsara na dia nisy olana aza (12-20)

    • Raha velona, dia ho an’i Kristy; raha maty, mahazo tombony (21-26)

    • Miezaha hitondra tena mendrika ny vaovao tsara (27-30)

  • 2

    • Manetre tena (1-4)

    • Nanetry tena i Kristy, dia avy eo nasandratra (5-11)

    • Miezaha foana mba ho voavonjy (12-18)

      • Mamirapiratra hoatran’ny hazavana (15)

    • Tiany hirahina i Timoty sy Epafrodito (19-30)

  • 3

    • Tsy miantehitra amin’ny nofo isika (1-11)

      • Heveriko ho fatiantoka ny zava-drehetra, noho i Kristy (7-9)

    • Miezaka manatratra an’ilay tanjona (12-21)

      • Olom-pirenen’ny lanitra (20)

  • 4

    • Miraisa saina, mifalia, zavatra tsara saintsainina (1-9)

      • Aza manahy na amin’inona na amin’inona (6, 7)

    • Fankasitrahana ny fanomezan’ny Filipianina (10-20)

    • Firarian-tsoa (21-23)