Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Taratasy Voalohany ho An’ny Tesalonianina

Toko

1 2 3 4 5

Topy Maso

  • 1

    • Fiarahabana (1)

    • Fisaorana noho ny finoan’ny Tesalonianina (2-10)

  • 2

    • Ny fanompoan’i Paoly tany Tesalonika (1-12)

    • Neken’ny Tesalonianina hoe tenin’Andriamanitra no notorina taminy (13-16)

    • Tena te hahita ny Tesalonianina i Paoly (17-20)

  • 3

    • Tsy zakan’i Paoly ilay tsy naheno vaovao tany Atena (1-5)

    • Nilaza vaovao mampahery i Timoty (6-10)

    • Vavaka ho an’ny Tesalonianina (11-13)

  • 4

    • Fadio ny fijangajangana (1-8)

    • Vao mainka tokony hifankatia ianareo (9-12)

      • ‘Aza midikiditra amin’ny fiainan’olona’ (11)

    • Izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany (13-18)

  • 5

    • Ho avy ny andron’i Jehovah (1-5)

      • “Fandriampahalemana sy filaminana!” (3)

    • Andao hiambina foana sady hisaina tsara foana (6-11)

    • Fandrisihana (12-24)

    • Firarian-tsoa (25-28)