Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

1 Timoty

Toko

1 2 3 4 5 6

Topy Maso

  • 1

    • Fiarahabana (1, 2)

    • Fampitandremana amin’ny mpampianatra sandoka (3-11)

    • Nanehoana hatsaram-panahy miavaka i Paoly (12-16)

    • Mpanjakan’ny mandrakizay (17)

    • “Manohy ny ady tsara” (18-20)

  • 2

    • Vavaka ho an’ny karazan’olona rehetra (1-7)

      • Iray ny Andriamanitra, iray ny mpanelanelana (5)

      • Vidim-panavotana mifandanja ho an’ny olona rehetra (6)

    • Toromarika ho an’ny lehilahy sy ny vehivavy (8-15)

      • Manaova akanjo maotina (9, 10)

  • 3

    • Fepetra takina amin’ny mpiandraikitra (1-7)

    • Fepetra takina amin’ny mpikarakara fiangonana (8-13)

    • Zava-miafina masina momba ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra (14-16)

  • 4

    • Fampitandremana momba ny fampianaran’ny demonia (1-5)

    • Raha te ho mpanompo tsaran’i Kristy (6-10)

      • Tsy mitovy ny soa azo amin’ny fampiasana vatana sy ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra (8)

    • Tandremo tsara izay ampianarinao (11-16)

  • 5

    • Ny fomba itondrana ny tanora sy ny zokiolona (1, 2)

    • Fanampiana ny mpitondratena (3-16)

      • Manome izay ilain’ny ankohonana (8)

    • Hajao ny anti-panahy miasa mafy (17-25)

      • “Divay kely, noho ny vavoninao” (23)

  • 6

    • Tokony hanaja ny tompony ny mpanompo (1, 2)

    • Mpampianatra sandoka sy fitiavam-bola (3-10)

    • Toromarika ho an’ny lehilahin’Andriamanitra (11-16)

    • Hanan-karena amin’ny asa tsara (17-19)

    • Arovy izay nankinina taminao (20, 21)