Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Taratasy Voalohany Nosoratan’i Petera

Toko

1 2 3 4 5

Topy Maso

  • 1

    • Fiarahabana (1, 2)

    • Nateraka indray dia lasa manana fanantenana velona (3-12)

    • Zanaka mankatò ianareo ka aoka ho masina (13-25)

  • 2

    • Ataovy izay haniriana mafy ny teny (1-3)

    • Vato velona aorina ho trano ara-panahy (4-10)

    • Vahiny sy mpivahiny eo amin’izao tontolo izao (11, 12)

    • Manaiky fahefana araka ny tokony ho izy (13-25)

      • Kristy, ilay modely ho antsika (21)

  • 3

    • Lehilahy sy vehivavy manambady (1-7)

    • Miaraha ory; mitadiava fihavanana (8-12)

    • Mijaly satria manao ny marina (13-22)

      • Aoka ho vonona hiaro ny fanantenana (15)

      • Batisa sy feon’ny fieritreretana madio (21)

  • 4

    • Velona hanao ny sitrapon’Andriamanitra, toa an’i Kristy (1-6)

    • Efa manakaiky ny faran’ny zava-drehetra (7-11)

    • Mijaly satria Kristianina (12-19)

  • 5

    • Andraso ny andian’ondrin’Andriamanitra (1-4)

    • Manetre tena ary miambena (5-11)

      • Apetraho amin’Andriamanitra daholo izay mampanahy (7)

      • Toy ny liona mierona ny Devoly (8)

    • Teny famaranana (12-14)