ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Ezekiela Daniela Joela Jona Mika Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 1 Petera Toko 1 2 3 4 5 Topy Maso 1 Fiarahabana (1, 2) Nateraka indray dia lasa manana fanantenana velona (3-12) Zanaka mankatò ianareo ka aoka ho masina (13-25) 2 Ataovy izay haniriana mafy ny teny (1-3) Vato velona aorina ho trano ara-panahy (4-10) Vahiny sy mpivahiny eo amin’izao tontolo izao (11, 12) Manaiky fahefana araka ny tokony ho izy (13-25) Kristy, ilay modely ho antsika (21) 3 Lehilahy sy vehivavy manambady (1-7) Miaraha ory; mitadiava fihavanana (8-12) Mijaly satria manao ny marina (13-22) Aoka ho vonona hiaro ny fanantenana (15) Batisa sy feon’ny fieritreretana madio (21) 4 Velona hanao ny sitrapon’Andriamanitra, toa an’i Kristy (1-6) Efa manakaiky ny faran’ny zava-drehetra (7-11) Mijaly satria Kristianina (12-19) 5 Andraso ny andian’ondrin’Andriamanitra (1-4) Manetre tena ary miambena (5-11) Apetraho amin’Andriamanitra daholo izay mampanahy (7) Toy ny liona mierona ny Devoly (8) Teny famaranana (12-14) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 1 Petera—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO 1 Petera—Topy Maso Tenin’ny Tanana Malagasy 1 Petera—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt 1 Petera Zon’ny mpamorona