Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bokin’ny Apokalypsy

Toko

Topy Maso

  • 1

    • Zavatra nahariharin’Andriamanitra tamin’ny alalan’i Jesosy (1-3)

    • Fiarahabana ny fiangonana fito (4-8)

      • “Izaho no Alfa sy Omega” (8)

    • Nentin’ny fanahy masina ho any amin’ny andron’ny Tompo i Jaona (9-11)

    • Fahitana an’i Jesosy be voninahitra (12-20)

  • 2

    • Ho an’ny fiangonana any Efesosy (1-7), Smyrna (8-11), Pergamosy (12-17), Tyatira (18-29)

  • 3

    • Ho an’ny fiangonana any Sardisy (1-6), Filadelfia (7-13), Laodikia (14-22)

  • 4

    • Fahitana an’i Jehovah any an-danitra (1-11)

      • Mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianany i Jehovah (2)

      • Anti-panahy 24 (4)

      • Zavamananaina efatra (6)

  • 5

    • Horonam-boky nisy tombo-kase fito (1-5)

    • Nalain’ny Zanak’ondry ilay horonam-boky (6-8)

    • Mendrika hamaha ny tombo-kase ny Zanak’ondry (9-14)

  • 6

    • Nanokatra ny tombo-kase enina voalohany ny Zanak’ondry (1-17)

      • Mpandresy nitaingina soavaly fotsy (1, 2)

      • Hanala ny fandriampahalemana eto an-tany ilay nitaingina soavaly mena (3, 4)

      • Hampisy mosary ilay nitaingina soavaly mainty (5, 6)

      • Nantsoina hoe Fahafatesana ilay nitaingina soavaly hatsatra (7, 8)

      • Teo ambany alitara ny ran’ny olona novonoina (9-11)

      • Horohoron-tany lehibe (12-17)

  • 7

    • Anjely efatra nitazona ny rivotra efatry ny tany (1-3)

    • 144 000 no voaisy tombo-kase (4-8)

    • Vahoaka be manao akanjo fotsy lava (9-17)

  • 8

    • Nosokafana ny tombo-kase fahafito (1-6)

    • Notsofina ny trompetra efatra voalohany (7-12)

    • “Loza, loza, loza” (13)

  • 9

    • Ny trompetra fahadimy (1-11)

    • Lasa ny loza iray, ho avy ny loza roa hafa (12)

    • Ny trompetra fahenina (13-21)

  • 10

    • Anjely mahery iray nitazona horonam-boky kely (1-7)

      • “Tsy hiandry intsony Andriamanitra” (6)

      • Ho tanteraka ilay zava-miafina masina (7)

    • Nohanin’i Jaona ilay horonam-boky kely (8-11)

  • 11

    • Vavolombelona roa (1-13)

      • Haminany 1 260 andro sady hitafy gony (3)

      • Hovonoina ho faty ary tsy halevina (7-10)

      • Novelomina rehefa tapitra ny telo andro sy tapany (11, 12)

    • Lasa ny loza faharoa, ho avy ny fahatelo (14)

    • Ny trompetra fahafito (15-19)

      • Ny Fanjakan’ny Tompontsika sy ilay Kristy voatendriny (15)

      • Haringana izay manimba ny tany (18)

  • 12

    • Ilay vehivavy, ny zanany lahy, ary ilay dragona (1-6)

    • Niady tamin’ilay dragona i Mikaela (7-12)

      • Natsipy mafy tetỳ an-tany ilay dragona (9)

      • Fantatry ny Devoly fa fohy ny fotoana ananany (12)

    • Nenjehin’ilay dragona ilay vehivavy (13-17)

  • 13

    • Bibidia nanana loha fito avy tao amin’ny ranomasina (1-10)

    • Bibidia nanana tandroka roa avy tamin’ny tany (11-13)

    • Sarin’ilay bibidia nanana loha fito (14, 15)

    • Marik’ilay bibidia sy isa manondro azy (16-18)

  • 14

    • Ny Zanak’ondry sy ny 144 000 (1-5)

    • Hafatra avy tamin’ny anjely telo (6-12)

      • Anjely teny afovoan’ny lanitra nitondra vaovao tsara (6, 7)

    • Sambatra izay maty ao amin’ny Tompo (13)

    • Fijinjana roa teto an-tany (14-20)

  • 15

    • Anjely fito nanana loza fito (1-8)

      • Ny hiran’i Mosesy sy ny hiran’ny Zanak’ondry (3, 4)

  • 16

    • Vilia fito feno ny fahatezeran’Andriamanitra (1-21)

      • Nararaka teny amin’ny tany (2), ranomasina (3), renirano sy loharano (4-7), masoandro (8, 9), seza fiandrianan’ilay bibidia (10, 11), Eofrata (12-16), ary rivotra (17-21)

      • Adin’Andriamanitra amin’ny Aramagedona (14, 16)

  • 17

    • Fitsarana an’i “Babylona Lehibe” (1-18)

      • Nitaingina bibidia mena midorehitra ilay mpivaro-tena lehibe (1-3)

      • ‘Efa teo ilay bibidia, fa tsy eo izao’ (8)

      • Hiady amin’ny Zanak’ondry ny tandroka folo (12-14)

      • Hankahala an’ilay mpivaro-tena ny tandroka folo (16, 17)

  • 18

    • Nianjera i “Babylona Lehibe” (1-8)

      • “Mivoaha avy ao aminy, ianareo vahoakako” (4)

    • Hisy hitomany fa nianjera i Babylona (9-19)

    • Faly ny any an-danitra fa nianjera i Babylona (20)

    • Hatsipy any an-dranomasina i Babylona (21-24)

  • 19

    • Derao i Jah noho ny didim-pitsarany (1-10)

      • Fampakaram-badin’ny Zanak’ondry (7-9)

    • Ilay mitaingina soavaly fotsy (11-16)

    • Sakafo hariva lehibe nataon’Andriamanitra (17, 18)

    • Resy ilay bibidia (19-21)

  • 20

    • Nofatorana mba higadra 1 000 taona i Satana (1-3)

    • Ireo hiara-manjaka amin’i Kristy 1 000 taona (4-6)

    • Hovahana i Satana, dia avy eo haringana (7-10)

    • Notsaraina teo anatrehan’ny seza fiandrianana fotsy ny maty (11-15)

  • 21

    • Lanitra vaovao sy tany vaovao (1-8)

      • Tsy hisy intsony ny fahafatesana (4)

      • Atao vaovao ny zava-drehetra (5)

    • Jerosalema Vaovao (9-27)

  • 22

    • Reniranon’ny ranon’aina (1-5)

    • Famaranana (6-21)

      • ‘Avia! Misotroa maimaim-poana amin’ny ranon’aina’ (17)

      • “Avia, Jesosy Tompo ô!” (20)