Fampidirana ny Bokin’ny 1 Samoela
Jereo hoe ahoana no hitantaran’ny Samoela Voalohany ny fiovana teo amin’ny tantaran’ny Israely. Tapitra hatreo ny andron’ny Mpitsara fa manomboka ny andron’ny mpanjaka.