Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fampidirana ny Baiboly

Fampidirana ny Baiboly

Ampahafantarin’Andriamanitra ao amin’ny Baiboly hoe izy no Mpamorona, dia resahiny ao ny fikasany hoe tiany hiaina mandrakizay daholo izay rehetra mipetraka any an-danitra sy ny olombelona rehetra eto an-tany. Resahiny ao koa hoe Jehovah no anarany.