Hijery ny anatiny

Ouzbékistan

 

2020-01-02

OUZBÉKISTAN

Niaro ny Zon’ny Vavolombelon’i Jehovah Hanana Boky Ara-baiboly i Ouzbékistan

Manafaka madiodio an’ireo Vavolombelon’i Jehovah ny fitsarana ambony, vao haingana, ary nofoanany ny sazy saika nampandoavina azy ireo.

2014-05-07

OUZBÉKISTAN

Hahita Mangirana Ihany ve Ireo Vavolombelon’i Jehovah any Ouzbékistan?

Toa vonona hanaja kokoa ny zon’olombelona ny manam-pahefana any Ouzbékistan. Anisan’ny antenain’ny Vavolombelon’i Jehovah ny hoe ho voasoratra ara-dalàna ny fiangonan’izy ireo.