Hijery ny anatiny

Fananana Olon-tiana

Mahita mpifankatia foana ianao, na aiza na aiza alehanao. Ary ianao ve efa vonona hampiaraka? Raha efa vonona ianao, dia inona no hanampy anao tsy hanao fahadisoana sy hahay hanapa-kevitra mba hahatonga anao hanana tokantrano sambatra?

Mbola Tsy Mampiaraka

Manadaladala Fotsiny Ve?

SMS tsotra fotsiny indraindray dia mety hoeritreretin’ny olona hoe manadaladala. Inona àry no tsy tokony hataonao?

Tena Tia Anao ve Izy?

Mpinamana fotsiny ianareo sa mpifankatia? Hanampy anao hahafantatra an’izany ireto fanontaniana ireto.

Asio Fetrany Ihany

Asio fetrany ihany rehefa mifandray amin’ny namana.

Rehefa Mampiaraka

Tena Tia sa Taratara Fotsiny?

Fantaro ny atao hoe taratara fotsiny amin’ny olona iray sy ny hoe tena tia azy.

Fisarahana

Inona no Hataoko fa Nisaraka Izahay?

Hanampy anao ity fampiasana ity mba tsy halahelo be intsony.