Hijery ny anatiny

Firaisana

Tsy zavatra ratsy akory ny firaisana, kanefa mila fehezintsika ny faniriantsika hanao firaisana. Ahoana no hahavitantsika an’izany, nefa ny ankamaroan’ny olona adalam-piraisana?

Fiheveran’ny Baiboly

Hainao ve ny Manazava ny Hevitrao Momba ny Firaisana?

Tsy maintsy hanazava ny hevitrao ianao, na ho ela na ho haingana. Natao hanampiana anao ity fampiasana ity.

Hazavao Izay Inoanao Momba ny Firaisan’ny Samy Lehilahy na Samy Vehivavy

Mampiady hevitra be ilay resaka firaisan’ny samy lehilahy. Hanampy anao ity fampiasana ity mba hahay handanjalanja rehefa manazava ny hevitrao.

Fanaovana ny Tsara

Inona no Hataoko mba Tsy ho Voataonan’ny Ankizy Hanao Firaisana Aho?

Hahita torolalan’ny Baiboly telo hanampy anao hanohitra fakam-panahy ianao ato.

Miezaha ho Tapa-kevitra ny Hijanona ho Virjiny

Hanampy anao hanao safidy tsara ity fampiasana ity na eo aza ny faneren’ny namana.

Inona no Hanampy Ahy Tsy Hijery Sary Vetaveta?

Nahoana no tsy ampy ny hoe manisy programa manasivana ny zavatra mipoitra, rehefa mampiasa Internet?

Aza Mieritreritra Zava-dratsy

Ataovy ity kilalao ara-baiboly ity, ary alao sary an-tsaina ilay tantaran’i Davida sy Batseba. Eritrereto avy eo ny lesona raisinao avy amin’ilay izy.

Ahoana no Hanoherana Fakam-panahy?

Inona no nahatonga an’i Josefa tsy hanaiky lembenana na dia nisy nitaona haloto fitondran-tena aza izy?