18-B
Drala noho Lanja
Drala noho Lanja amy Soratsy Hebreo Ao
Gera (1⁄20 sekely) 0.57 g Gera 10 = beka 1 |
Beka 5.7 g Beka 2 = sekely 1 |
Pima 7.8 g Pima 1 = 2⁄3 sekely |
Sekely 11.4 g Sekely 50 = farantsa 1 |
Farantsa 570 g Farantsa 60 = talenta 1 |
Talenta 34.2 kg |
Darìka (persianina, volamena) 8.4 g Ezra 8:27 |
Drala noho Lanja amy Soratsy Grika Kristiana Ao
Leptona (jiosy, saba na aliminiomy) 1⁄2 kadrana |
Kadrana (romanina, saba na aliminiomy) Leptona 2 |
Asariona (romanina noho ty faritaniny, saba na aliminiomy) Kadrana 4 |
Denaria (romanina, volafoty) Kadrana 64 3.85 g = Karama Andro 1 (12 lera) |
Drakma (grika, volafoty) 3.4 g Lioka 15:8 = Karama Andro 1 (12 lera) |
Didrakma (grika, volafoty) Drakma 2 6.8 g = Karama 2 Andro |
Tetradrakma (grika, volafoty; nikaihy koa hoe statera volafoty) Drakma 4 13.6 g = Karama 4 Andro |
Farantsa Drakma 100 340 g = karama 100 andro eo ho eo |
Talenta Farantsa 60 20.4 kg Apokalypsy 16:21 = karama 19 tao eo ho eo |
Livra (romanina) 327 g Jaona 12:3
|