Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

INONA AVY IREO LOZA FOLO?

Tanisao araka ny fotoana nitrangany ireo loza, ary ampifandraiso amin’ny tsipika ny valin-teninao sy ny sary. (Fanamarihana: Tsy milahatra araka ny fotoana nitrangany ireo sary.)

1. ․․․․․․

2. ․․․․․․

3. ․․․․․․

4. ․․․․․․

5. ․․․․․․

6. ․․․․․․

7. ․․․․․․

8. ․․․․․․

9. ․․․․․․

10. ․․․․․․

IZA ÀRY AHO?

11. Ankizivavy mivalomainty aho. Raiki-pitia tamiko ny mpanjaka.

12. Nananatra anay sy Syntyke i Paoly, mba hiraisanay saina ao amin’ny Tompo.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 3 Inona no mety hahazo anao raha tia vola ianao? (1 Timoty 6:․․․)

Pejy 8 Aiza no tsy maintsy hisy ny fonao? (Matio 6:․․․)

Pejy 21 Tokony tsy hisy inona ny fomba fiainantsika? (Hebreo 13:․․․)

Pejy 28 Inona no tokony hotadidin’ny olona mampiaraka miafina? (Hebreo 4:․․․)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 19)

VALIN’NY PEJY 31

1. Lasa ra ny Reniranon’i Neily.—Eksodosy 7:19-21.

2. Sahona.—Eksodosy 8:1-10.

3. Moka.—Eksodosy 8:12-15.

4. Lalitra.—Eksodosy 8:17-20.

5. Aretina tamin’ny biby.—Eksodosy 9:1-6.

6. Vay.—Eksodosy 9:8-11.

7. Havandra.—Eksodosy 9:22-26.

8. Valala.—Eksodosy 10:12-15.

9. Haizim-pito.—Eksodosy 10:21-23.

10. Fahafatesan’ny lahimatoa.—Eksodosy 12:12, 29.

11. Tovovavy solemita.—Tonon-kiran’i Solomona 1:1-6.

12. Eodia.—Filipianina 4:2.