Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

HAZAVAO NY FANOHARANA

1. Misy fanoharan’i Jesosy ao amin’ny Matio 18:12-14. Inona no nitranga tamin’ny ondry iray?

․․․․․

2. Inona no atao hoe mpiandry ondry?

․․․․․

3. Nanao ahoana ny fihetseham-pon’ilay mpiandry ondry, rehefa hitany ilay ondry?

․․․․․

Iaraha-midinika: Nahoana i Jehovah no mitovy amin’ny mpiandry ondry? Nahoana ianao no mitovy amin’ny ondry?

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Iza no nanoratra ireo boky ao amin’ny Baiboly ireo? Ampifandraiso amin’ny tsipika ilay boky sy ny daty tokotokony ho nahavitany.

Taorian’ny 443 T.K. Talohan’ny 62 A.K Taorian’ny 70 A.K.

455 T.K. 64 A.K.

4. Malakia

5. Jakoba

6. 2 Petera

IZA ÀRY AHO?

7. Nilaza i Jakoba fa nambara ho marina aho, satria noraisiko

IZA ÀRY AHO?

8. Zanak’olo-mpiray tam-po izahay sy Barnabasy, ary nantsoin’i Petera hoe zanany aho.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 8 Inona no nolazain’i Joba momba ny tany? (Joba 26:․․․)

Pejy 11 Ahoana no niheveran’ny Kristianina voalohany ny Soratra Masina? (1 Tesalonianina 2:․․․)

Pejy 12 Nasaina nandika inona ny mpanjakan’ny Israely? (Deoteronomia 17:․․․)

Pejy 28 Inona no asain’ny Baiboly dinihinao tsara sy fantarinao? (Romanina 12:․․․)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 27)

VALIN’NY PEJY 31

1. Very izy io.

2. Olona mitarika sy miaro ny andian’ondry.

3. Faly izy.

4. Malakia, taorian’ny 443 T.K.

5. Jakoba, talohan’ny 62 A.K.

6. Petera, 64 A.K.

7. Rahaba.—Jakoba 2:25.

8. Marka.—Kolosianina 4:10; 1 Petera 5:13.