Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?

Vakio ny 1 Mpanjaka 18:19-24, 30-40. Jereo amin’izay ilay sary. Inona no tsy ampy eo? Soraty eto ambany ny valin-teninao.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

3. ․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Nahoana no tian’i Jehovah ny fanatitr’i Elia? Inona no fanatitra eken’i Jehovah avy amin’ny mpanompony ankehitriny?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 7 Ahanton’i Jehovah eo amin’ny inona ny tany? Joba 26:․․․

PEJY 9 Ny zava-bitan’iza no natao tamim-pahendrena? Salamo 104:․․․

PEJY 13 Mifidy ny fiainana isika raha manao inona? Deoteronomia 30:․․․

PEJY 20 Inona no omen’i Jehovah antsika rehefa mamboraka aminy ny ao am-pontsika isika? Filipianina 4:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Fantatrao Tsara ve Ireo Mpaminany?

4. ․․․․․

Iza ilay mpaminany niteny mafy an’i Joasy mpanjakan’i Joda, noho ny ratsy nataony?

Vakio ny 2 Tantara 24:20-22.

5. ․․․․․

Nasain’i Joasy novonoina io mpaminany io, satria niteny azy. Midika ve izany fa tsy nankasitrahan’i Jehovah izay nolazain’ilay mpaminany?

Vakio ny Lioka 11:50, 51.

IARAHA-MIDINIKA:

Nahoana ianao no tsy tokony hatahotra raha enjehin’ny olona, noho ianao mankatò an’i Jehovah?

Vakio ny Matio 5:11, 12 sy 1 Petera 4:14.

◼ (Valiny, pejy 27)

VALIN’NY PEJY 31

1. Ilay omby hatao fanatitra.

2. Ilay tatatra feno rano.

3. Ireo olona an-jatony maro tonga teo, anisan’izany ny mpaminanin’i Bala 450.

4. Zakaria zanak’i Joiada.

5. Tsia.