Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Taiza no Nitrangan’ity?

1. Taiza ny tanàna nitrangan’io?

Vakio ny Asan’ny Apostoly 2:1-13.

Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.

Atena

Jerosalema

Babylona

◼ Avy aiza no fiavian’ny ankamaroan’ireo mpianatra?

․․․․․

◼ Nahoana no naneso an’ireo mpianatra ny olona sasany?

․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Raha ampitahaina io tantara io sy ilay ao amin’ny Genesisy 11:1-9, inona no itovizany, ary inona no tsy itovizany?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 4 Mety ho difotry ny inona ny olona iray? 2 Korintianina 2:․․․

PEJY 6 Inona no hataon’ny fiadanan’Andriamanitra? Filipianina 4:․․․

PEJY 28 Mafana fo ho an’Andriamanitra ny olona sasany saingy tsy araka ny inona? Romanina 10:․․․

PEJY 29 Iza no tokony hankatoavintsika? Asan’ny Apostoly 5:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Fantatrao Tsara ve i Otniela Mpitsara?

Vakio ny Mpitsara 3:7-11. Valio ireto fanontaniana ireto.

2. ․․․․․

Avy tamin’ny fokon’iza izy?

Vakio ny Josoa 15:17, 20.

3. ․․․․․

Nanavotra ny Israely avy teo ambany fitondran’iza izy?

4. ․․․․․

Marina sa Diso ny hoe velona talohan’i Mosesy izy?

IARAHA-MIDINIKA:

Modely tamin’inona i Kaleba, dadatoan’i Otniela?

Vakio ny Nomery 14:6-9. Iza no havanao manana toetra mahafinaritra anao, ary lazao izay tena mampiaiky anao aminy.

◼ Valiny, pejy 11

VALIN’NY PEJY 31

1. Jerosalema.—Asan’ny Apostoly 2:5.

◼ Galilia.—Asan’ny Apostoly 2:7.

◼ Noheveriny fa mamo izy ireo.—Asan’ny Apostoly 2:13.

2. Joda.—Josoa 15:17, 20.

3. Kosana-risataima.—Mpitsara 3:8.

4. Diso.