Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?

Vakio ny 2 Mpanjaka 4:8-10. Jereo amin’izay ilay sary. Inona no tsy ampy eo? Soraty eo ambany ny valin-teninao ary ampifandraiso ireo teboka mba hamenoana an’ilay sary. Lokoy ilay sary avy eo.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

3. ․․․․․

[Kisary]

(Jereo ny gazety)

IARAHA-MIDINIKA:

Inona no nataon’io vehivavy io noho izy tsara fanahy? Inona no fitahiana nomen’i Jehovah azy noho izy nanampy an’ilay mpaminany?

Vakio ny 2 Mpanjaka 4:32-37.

Inona koa no azonao atao raha tsara fanahy amin’ny mpanompon’i Jehovah ianao?

Vakio ny Romanina 12:13; Galatianina 6:10.

NATAO HODINIHIN’NY MPIANAKAVY:

Asaivo manao anjaran’olona iray ao amin’ilay tantara eo ambony ny olona iray. Tsy miteny izy fa manao fihetsika fotsiny. Tokony hiezaka hamantatra an’ilay olona ny ambiny.

Angony ary Ianaro

Hetezo, aforeto, ary tehirizo

DANIELA KARATRA ARA-BAIBOLY 2

FANONTANIANA

A. Nahoana i Daniela no natsipy tao an-davaky ny liona?

B. Iza no anaran’ireo naman’i Daniela telo, amin’ny teny hebreo?

D. Iza ireo firenena matanjaka roa niasan’i Daniela?

[Tabilao]

4026 T.K. Taona 1 98

Noforonina Niaina tamin’ny Vita ny fanoratana

i Adama 600 T.K. tany ho any ny Baiboly

[Sarintany]

Avy tany Jerosalema ho any Babylona

Jerosalema

Babylona

DANIELA

MOMBA AZY

Andriana avy amin’ny fokon’i Joda angamba izy. Mpaminany tsy nivadika izy ary nahazo fanahy masina mba hanoratra ny bokin’i Daniela ao amin’ny Baiboly. Toa tsy ampy 20 taona izy rehefa nobaboin’i Nebokadnezara sy nentiny tany Babylona, niaraka tamin’ny olon-kafa anisan’ny fianakavian’ny mpanjaka sy ny olona ambony.

VALINY

A. Nivavaka tamin’i Jehovah izy nefa efa tsy navela hanao izany.—Daniela 6:6-17.

B. Hanania sy Misaela ary Azaria.—Daniela 1:6, 7.

D. Babylona, Media sy Persa.—Daniela 5:30; 6:8.

Olona sy Tany

4. Jorge sy Nicolas ary Priscilian no anaranay. Mipetraka eto Belize, atỳ Amerika Afovoany izahay. Firy eo ho eo ny Vavolombelon’i Jehovah eto Belize: 600 sa 2 000 sa 3 500?

5. Aiza amin’ireo teboka ireo no mampiseho ny atỳ aminay? Ataovy anaty boribory izany. Asio teboka eo amin’izay misy anao, ary jereo ny elanelan’ny misy anao sy Belize.

A

B

D

E

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

● Any amin’ny pejy 28 ny valin’ny pejy 30 sy 31

VALIN’NY PEJY 30 SY 31

1. Sezalava.

2. Latabatra.

3. Seza.

4. 2 000.

5. A.