Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?

Vakio ny 2 Mpanjaka 5:1, 9-16, 20-27. Jereo amin’izay ilay sary. Inona no tsy ampy eo? Soraty eo ambany ny valin-teninao ary ampifandraiso ireo teboka mba hamenoana an’ilay sary. Lokoy ilay sary avy eo.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

3. ․․․․․

[Kisary]

(Jereo ny gazety)

IARAHA-MIDINIKA:

Inona avy ireo lainga roa nolazain’i Gehazy?

Vakio ny 2 Mpanjaka 5:22, 25.

Iza no nahafantatra hoe nandainga i Gehazy?

Vakio ny 2 Mpanjaka 5:25, 26; 2 Tantara 16:9; Hebreo 4:13.

Nahoana ianao no tsy tokony handainga?

Vakio ny Ohabolana 12:22; Jaona 8:44.

ATAON’NY MPIANAKAVY:

Miaraha mamaky an’ilay tantara, ka raha mety, dia ny iray manao mpitantara, ny iray Elisa, ny iray Namàna sy ny mpanompony, ary ny iray Gehazy.

Angony ary Ianaro

Hetezo, aforeto, ary tehirizo

KARATRA ARA-BAIBOLY 8 HEZEKIA

FANONTANIANA

A. Firy taona i Hezekia tamin’izy lasa mpanjakan’ny Joda?

B. Nampitomboin’i Jehovah firy taona ny andro niainan’i Hezekia?

C. Fenoy ny banga: Naniraka anjely mba hamono miaramila asyrianina miisa ․․․․․ i Jehovah, satria nivavaka taminy i Hezekia sady tsy nivadika.

Tabilao

4026 T.K. Taona 1 98

(Talohan’i Kristy)

Noforonina Niaina tamin’ny Vita ny fanoratana

i Adama 700 T.K. tany ho any ny Baiboly

[Sarintany]

Niaina tao Jerosalema

ASYRIA

Jerosalema

HEZEKIA

MOMBA AZY

Mpanjaka tsy nivadika izy, nanamboatra ny simba tao amin’ny tempolin’i Jehovah, nanokatra izany indray, namotika ny fitaovana nampiasaina tamin’ny fivavahan-diso, ary nampirisika ny olona hankalaza ny Paska. (2 Mpanjaka 18:4; 2 Tantara 29:3; 30:1-6) “Nifikitra tamin’i Jehovah foana” i Hezekia, na dia ratsy toetra aza i Ahaza Mpanjaka rainy.—2 Mpanjaka 18:6.

VALINY

A. 25 taona.—2 Mpanjaka 18:1, 2.

B. 15 taona.—2 Mpanjaka 20:1-6.

D. 185 000.—2 Mpanjaka 19:15, 19, 35, 36.

Olona sy Tany

4. Kyrl sy Sheen no anaranay, 6 taona sy 9 taona izahay, ary mipetraka atỳ Philippines. Firy eo ho eo ny Vavolombelon’i Jehovah atỳ Philippines: 62 000 sa 126 000, sa 172 000?

5. Aiza amin’ireo teboka ireo no mampiseho ny atỳ aminay? Ataovy anaty boribory izany. Asio teboka eo amin’izay misy anao, ary jereo ny elanelan’ny misy anao sy Philippines.

A

B

D

E

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

● Any amin’ny pejy 20 ny valin’ny “NATAO HODINIHIN’NY MPIANAKAVY”

VALIN’NY PEJY 30 SY 31

1. Kalesin’i Namàna.

2. Kitapo misy volafotsy.

3. Akanjo.

4. 172 000.

5. E.