Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

INONA NO IANARANTSIKA AVY AMIN’I ... Kaina sy Abela?

EFA NISY FOTOANA VE IANAO TEZITRA KA TE HAMELY NY IRAY TAM-PO AMINAO?

• Lokoy ny sary. • Vakio ireo andinin-teny, fintino, ary soraty izay tenenin’ireo olona ao amin’ilay tantara. • Tadiavo ireto: 1) Paoma sy 2) ganagana.

GENESISY 4:2

GENESISY 4:3

NANKASITRAHAN’ANDRIAMANITRA I ABELA SY NY FANATINY.—GENESISY 4:4

GENESISY 4:5

GENESISY 4:8 ․․․․․

TATỲ AORIANA, DIA NANONTANY AN’I KAINA ANDRIAMANITRA HOE: “ ․․․․․ ?”—GENESISY 4:9

GENESISY 4:10-12

Nahoana ianao no tsy tokony ho tezitra loatra?

Ohabolana 14:29; Efesianina 4:26, 27, 31.

Inona no hanampy anao hifehy ny fahatezeranao?

Ohabolana 14:30; 19:11; Efesianina 4:32.

Inona no ianaranao avy amin’io tantara io?

Ahoana ny hevitrao?

Vakio ny Genesisy 4:7. Ahoana no tokony ho fihetsik’i Kaina rehefa nanarin’Andriamanitra?

Lioka 14:11; 1 Petera 5:5, 6.

Angony ary Ianaro

Hetezo, aforeto, ary tehirizo

KARATRA ARA-BAIBOLY 20 NOA

FANONTANIANA

A. Velona ․․․․․ taona i Noa.

B. Iza no anaran’ireo zanak’i Noa telo mirahalahy?

C. Tohizo ity andininy ity: “Nanao araka izay rehetra...”

[Tabilao]

4026 Talohan’i Kristy (T.K.) Taona 1 98

Noforonina i Adama Teraka tamin’ny Vita ny fanoratana

2970 T.K. ny Baiboly

[Sarintany]

“Tafapetraka teo ambonin’ny tendrombohitra Ararata ilay sambofiara.”—Genesisy 8:4

TENDROMBOHITRA ARARATA

NOA

MOMBA AZY

Nampiany hanaraka ny tari-dalan’i Jehovah ny fianakaviany. Nankatò an’Andriamanitra izy ka nanamboatra sambofiara mba hamonjena ny fianakaviany sy ny biby, tamin’ny safodrano. (Genesisy 6:5-22) Niaritra sy tsy nivadika izy na dia nisy naneso aza, ary ‘nitory ny fahamarinana’ foana.—2 Petera 2:5; Hebreo 11:7.

VALINY

A. 950.—Genesisy 9:29.

B. Sema sy Hama ary Jafeta.—Genesisy 6:10.

D. “... nandidian’Andriamanitra azy i Noa. Izany indrindra no nataony.”—Genesisy 6:22.

Olona sy Tany

3. Andres sy Ana no anaranay, samy 11 taona izahay, ary mipetraka atỳ Salvadaoro. Firy eo ho eo ny Vavolombelon’i Jehovah atỳ aminay: 10 000, sa 20 700, sa 37 000?

4. Aiza amin’ireo teboka ireo no mampiseho ny atỳ aminay? Ataovy anaty boribory izany. Asio teboka eo amin’izay misy anao, ary jereo ny elanelan’ny misy anao sy Salvadaoro.

A

B

D

E

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Raha te hanao pirinty an’ireo “Natao Hodinihin’ny Mpianakavy” ianao, dia jereo ireo Mifohaza! ao amin’ny www.pr418.com

● Any amin’ny pejy 12 ny valin’ny “NATAO HODINIHIN’NY MPIANAKAVY”

VALIN’NY PEJY 30 SY 31

1. Misy paoma eo anoloana amin’ny alitara, eo amin’ny sary fahatelo.

2. Eo anelanelan’i Abela sy ilay ondry ilay ganagana, eo amin’ny sary fahefatra.

3. 37 000.

4. A.