Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

FIZARANA 2

“Tia Rariny i Jehovah”

“Tia Rariny i Jehovah”

Be ny tsy rariny ankehitriny, ary Andriamanitra matetika no omena tsiny amin’izany. Milaza izao fahamarinana mahafinaritra izao anefa ny Baiboly: “Tia rariny i Jehovah.” (Salamo 37:28) Hianarantsika amin’ity fizarana ity ny porofon’izany, izay mahavelom-panantenana ny olona rehetra.

ATO AMIN’ITY FIZARANA ITY

TOKO 11

“Manao ny Rariny Foana Izy”

Nahoana no mahatehotia ilay toetran’Andriamanitra hoe tia rariny?

TOKO 12

“Manao ny Tsy Rariny ve Andriamanitra?”

Raha mankahala ny tsy rariny i Jehovah, dia maninona no manjaka ny tsy rariny?

TOKO 13

“Tonga Lafatra ny Lalàn’i Jehovah”

Ahoana izany hoe fehezan-dalàna mampianatra haneho fitiavana izany?

TOKO 14

Nanome “Vidim-panavotana ho Takalon’ny Olona Maro” i Jehovah

Misy fampianarana tsotra nefa lalina izay hanampy anao hanatona kokoa an’Andriamanitra.

TOKO 15

‘Hanao ny Rariny eto An-tany’ i Jesosy

Ahoana no nampiharan’i Jesosy ny rariny taloha? Ahoana no anaovany an’izany izao? Ahoana no hanaovany ny rariny amin’ny hoavy?

TOKO 16

‘Manaova ny Rariny’ Rehefa Miara-mandeha Amin’Andriamanitra

Tafiditra amin’ny hoe manao ny rariny ny manaraka fitsipika momba ny tsara sy ny ratsy ary ny mitondra tsara ny hafa.