Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

FIZARANA 4

“Andriamanitra dia Fitiavana”

“Andriamanitra dia Fitiavana”

Manana toetra maro i Jehovah, nefa ny fitiavana no misongadina indrindra. Izy io koa no manintona indrindra. Eo am-pandinihana ireo lafiny mahafinaritra amin’io toetra tena tsara io, dia ho hitantsika ny antony ilazan’ny Baiboly hoe “Andriamanitra dia fitiavana.”​—1 Jaona 4:8.

ATO AMIN’ITY FIZARANA ITY

TOKO 23

“Izy no Tia Antsika Voalohany”

Inona no tena dikan’ilay hoe “Andriamanitra dia fitiavana”?

TOKO 24

Tsy Misy ‘Hahatonga An’Andriamanitra Tsy ho Tia Antsika Intsony’

Inona no manampy anao tsy hino an’ilay lainga hoe tsy misy dikany amin’Andriamanitra ianao sady tsy tiany?

TOKO 25

“Tena Mangoraka Ilay Andriamanitsika”

Nahoana no mitovy amin’izay tsapan’ny reny amin’ny zanany no tsapan’i Jehovah aminao?

TOKO 26

Andriamanitra “Vonona Hamela Heloka” Izy

Raha tonga lafatra ny fitadidian’Andriamanitra, ahoana no hahavitany sady mamela heloka no manadino?

TOKO 27

“Tena Tsara Toetra ... Izy”

Nahoana tokoa no lazaina fa tsara toetra Andriamanitra?

TOKO 28

“Ianao Irery Ihany ... no Tsy Mivadika”

Nahoana no tsara kokoa ilay toetran’Andriamanitra hoe tsy mivadika noho ilay izy hoe azo ianteherana?

TOKO 29

“Ho Fantatrareo ... ny Fitiavan’i Kristy”

Fomba telo nampisehoan’i Jesosy fa tena nanahaka tanteraka ny fitiavan’i Jehovah izy.

TOKO 30

“Miezaha Foana Haneho Fitiavana”

Resahin’ny 1 Korintianina ny fomba maro azontsika anehoana fitiavana.