Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fonony Aoriana

Fonony Aoriana

Hoy ny Isaia 40:11, momba an’i Jehovah Andriamanitra: “Hiandry ny ondriny tahaka ny mpiandry ondry Izy; ny sandriny no hanangonany ny zanak’ondry, ka hotrotroiny eo an-tratrany ireny.” Te hifandray akaiky amin’ilay Rainao any an-danitra koa ve ianao rehefa mahita ondry trotroin’ny mpiandry azy? Ahoana anefa no hanatonanao an’i Jehovah?