Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Diariko—Ny Fialam-bolinao

Ny Diariko—Ny Fialam-bolinao

Fizarana 6

Ny Diariko—Ny Fialam-bolinao

Niera tamin’ny dadanao sy mamanao ve ianao tato ho ato mba handeha hiala voly, nefa tsy navelany? Tantarao eto izany. Soraty eto koa izay heverinao fa antony tsy amelany anao handeha indraindray.

․․․․․

Araka ny hitanao tato, inona avy ny zavatra tokony hataonao raha tianao hamela anao handeha ny dadanao sy mamanao?

․․․․․