Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fonony Aoriana

Fonony Aoriana

Fonony Aoriana

Lohatenin’ny fizarana tsirairay:

NY OLANA AO AN-TRANO

NY FIAINANAO

NY FIANARANAO

NY FIRAISANA SY NY FITIAVANA

NY ZAVA-MAHADOMELINA SY NY TOAKA

NY FIALAM-BOLINAO

NY FIVAVAHANAO

MANONTANY NY RAY AMAN-DRENY

Te ho lasa olon-dehibe matotra ve ianao? Hanampy anao amin’izany ity boky ity. Torohevitra avy ao amin’ny Baiboly no ho hitanao ato. Olona an-tapitrisany no nanana olana, nefa tena nanampy azy ny Tenin’Andriamanitra. Hanampy anao koa izy io!

“Hiambina anao ny fahaiza-misaina, ary hiaro anao ny fahaiza-manavaka.” —Ohabolana 2:11.