Hijery ny anatiny

Inona no Tsy Itovizan’ireo?: Kilalao Momba ny Fivoriambe

Inona no Tsy Itovizan’ireo?: Kilalao Momba ny Fivoriambe

Hitanao ve hoe inona no tsy itovizan’ireo sary ireo? Iza amin’ireo sary ireo no tena mety tsara?

Mety ho Tianao Koa

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.